Feonydemokrasia
Feonydemokrasia
  • Видео 147
  • Просмотров 32 735
TAON JOBILY 2025 NY MPITANDRO FILAMINANA DIA MIARADIA AMIN'NY FIANGONANA
Nanatanteraka fivanihanana masina androany ireo Mpitandro filamaminana ( Miaramila Tafika malagasy,Gendermerie national, Police nationale, Admistration Pénitentiaire)
FIvanihanana masina izay natao teto amin’ny Renivohitry ny Faritra Anôsy.
Manazava ny Ray amand-Reny Monseigneur Luc Olivier RAZAFITSIMIALONA.
Nangnonin'i Aarone Kennedy | Taolagnaro
Просмотров: 6

Видео

NIVOAKA TAMIN'NY FAHANGINANY NY SOLOMBAVAMBAHOKA AUGUSTIN
Просмотров 432 часа назад
Manoloana ny fanambarana tsy nisy fanadihadiana,sy fanasoketana ny mpiasam-panjakàna iray ao Marolambo,dia nivoaka tamin'ny fahanginany ny Solombavambahoaka voafidy tao Marolambo Randrianasolo Augustin. Efa nisy ny fanambarana nataon'ireo Ben'ny Tanana rehetra tao amin'ny Distrikan'ny Marolambo manohana an'io mpiasam-panjakàna io, ary nohamafisin'ny Solombavambahoaka izany androany. Tsy tokony ...
ASSOCIATION MISS MAMAN
Просмотров 44 часа назад
Maro ireo Fikambanam-behivavy mijoro eto an-tanindrazana, izay samy mikendry ny hitondra fampivoarana ny fiainan’ny vehivavy manoloana ny rotoroto iainana ankehitriny. Iray amin’ireny Fikambanam-behivavy ireny, ny Association Miss Maman, izay efa nisy teto Madagasikara efa ho 5 taona lasa izany. Ny mampiavaka ity Fikambanana Miss Maman ity, dia sady manolotra fiofanana marolafy hoan’ny Renim-pi...
𝐊𝐀𝐎𝐌𝐈𝐍𝐈𝐍𝐀 𝐀𝐌𝐁𝐎𝐍𝐈𝐕𝐎𝐇𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐌𝐎𝐑𝐎𝐍𝐃𝐀𝐕𝐀 : 𝐓𝐀𝐅𝐀𝐏𝐄𝐓𝐑𝐀𝐊𝐀 𝐓𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐅𝐎𝐌𝐁𝐀 𝐎𝐅𝐈𝐒𝐈𝐀𝐋𝐘 𝐍𝐘 𝐁𝐄𝐍'𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐕𝐀𝐎𝐕𝐀𝐎
Просмотров 37 часов назад
TONTONSA ANDROANY NY FAMINDRAM_PITANTANANA NY BEN'NY TANANAN'NY KAOMININA AMBONIVOHITRA MORONDAVA Androany maraina no natao teo amin'ny biraon'ny kaominina Ambonivohitry Morondava ny fifamindram_pitantanana teo amin'ny ben'ny tanana mpisolo toerana sy ny ny ben'ny tanana vaovao Izay nitronon'ireo olom_panjakana sy mpiaramiombon'antoka amin'ny kaominina Ambonivohitry Morondava. RA PA
𝐇𝐀𝐕𝐀𝐎𝐙𝐈𝐍𝐀 𝐒𝐘 𝐇𝐀𝐍𝐓𝐒𝐀𝐑𝐀𝐈𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐁𝐈𝐅 𝐀𝐓𝐎 𝐌𝐄𝐍𝐀𝐁𝐄 𝐌𝐈𝐀𝐑𝐀𝐊𝐀 𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐁𝐄𝐍'𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐕𝐀𝐎𝐕𝐀𝐎
Просмотров 1614 часов назад
Niroso tamin’ny araky ny tokony ho izy ny fampiarana ny naoty izay mikasika ireo fepetra fanatsarana ny fitantanana ny tanim-panjakana ka nahitambokany izany satria maro ireo tany no vitan’ny tompony ny fikarakarana azy ho ara-dalana eo koa ireo niverina amin’ny fanjakana ka hotohizana izany ezaka izany amin’ny alalan’ny fanavaozana sy fanatsarana ireo birao ifotony amin’ny fananan-tany izay ni...
𝐁𝐄𝐍'𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐒𝐘 𝐌𝐏𝐀𝐍𝐎𝐋𝐎𝐍-𝐓𝐒𝐀𝐈𝐍𝐀 𝐇𝐎𝐀𝐍'𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐀 𝐓𝐒𝐘 𝐀𝐍𝐓𝐎𝐊𝐎 𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐋𝐀𝐍𝐘 𝐇𝐎𝐘 𝐍𝐘 𝐏𝐑𝐄𝐅𝐄𝐓 𝐀𝐍'𝐈 𝐌𝐎𝐑𝐎𝐍𝐃𝐀𝐕𝐀
Просмотров 4619 часов назад
👉Araky ny lalàna dia 15 andro aorian'ny namoahan'ny tribunal administratif ny vokampifidiana no efa mandray ny asany ireo ben'ny Tanana sy mpanolon-tsaina lany hatreto anefa dia mbola tsy nisy nanao famindram_pitanana ireo ben'ny tanana lany ato amin'ny Prefektioran'i Morondava fa mbola variana amin'ny ady varotra amin'ny kajikajy amin'ny fandrafetana ireo ho fidiana ho mpikambana maharitra ny ...
⛑️ CROIX ROUGE MALAGASY, MORONDAVA MITOHY NY FANETANANA
Просмотров 3514 дней назад
⏭️Amin'izao vanimpotoan'ny fahavaratra izao dia mitohy hatrany ny fanetanana ataon'ny mpilatsaka antsitra_po ny Croix rouge Malagasy ato amin'ny Distrikan'ny Morondava ka androany dia tao amin'ny kaominina ambanivohitra Analaiva izy ireo no nanatanteraka izany izay nentina nampafantara ny olona ireo loko filazana loko ary ny tokony atao aloha sy aoriana ary mandritran'ny andron'ny rivodoza na f...
KAOMININA BETSOHANA
Просмотров 3228 дней назад
KAOMININA BETSOHANA
𝐁𝐄𝐓𝐑𝐎𝐊𝐀 - 𝐀𝐃𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐕𝐎𝐇𝐎𝐊𝐀 𝐀𝐋𝐎𝐇𝐀 𝐋𝐎𝐀𝐓𝐑𝐀
Просмотров 5Месяц назад
Iray amin’ireo teboka ataon’ny Fitondram-panjakana ankehitriny ho loha-laharana ny hampirindra ny fiainam-pianakaviana sy hiaro ireo Zatovo sy Tanora amin'ny herisetra, satria izy ireo no antoky ny fampandrosoana ho an'ny Firenena Malagasy. Noho izany indrindra dia nisy ny lasin’asa natao teto Betroka androany faha 07 Janoary 2025, niarahana tamin’ny Tetik’asa MIONJO. Mitondra fanazavana Ramato...
JIRO MORA ETO AMIN'NY FKT TSIADANA
Просмотров 9Месяц назад
Nanomboka omaly faha 6 Janoary taona 2025 dia efa manomboka manaparitaka ireo Jiro Mora manerana ny Fokontany Tsiadana ireo tompon’andraikitra amin’izany araka nambaran’ny Filohan’ny Fokontany Tsiadana, Tokan-trano miisa 500 eo ho eo no efa nahazo ity Jiro Mora ity, ary tsy hanavahana saranga fa mahazo avokoa ireo nangataka ka nahafeno ny mason-tsivana hahazoana manjifa izany. Natao indrindra h...
TILY FARITANY ITASY NANATANTERAKA LASY FANOFANANA MPIANDRAIKITRA
Просмотров 48Месяц назад
TILY FARITANY ITASY - NANATANTERAKA LASY FANOFANANA MPIANDRAIKITRA Ofana naharitra 6, nanomboka ny 26 Desambra ka hatramin’ny 31 Desambra taona 2024 lasa teo no notanterahin’ny Faritany Tily eto Itasy, izay natao tao Faliarivo Soavinandriana, Mpiandraikitra Tily miisa 100 mianadahy teo ho eo no tonga nanatrika ity ofana ity, ary nahita ny Sokajy rehetra misy eto anivon’ny Tily eto Madagasikara,...
MPANARARAOTRA EO ANALAKELY
Просмотров 33Месяц назад
Nitrangana savorovoro teo Analakely, manoloana indrindra ny « Boutique Orange » io tolak’andro io. Raha iny varina niantsena tao amin’ny Orange iny ny Tompon’ity fiara iray ity, dia nisy nanaraotra nanala ireo kojakoja sy haingony ivelan’ny fiarany, ary misy naman’io mpanimba io indray no mody manamboatra ny simba sy mametraka karazana kojakoja hafa, izay tsy teny ierana ary tsy nahazoana fanka...
NANAO FAMBOLENA NIARAHANA NY FARM
Просмотров 11Месяц назад
Ny Talata faha 24 volana Desambra 2024 lasa teo, dia nirodorodo nanatanteraka fambolena teo amin'ny tanin'ny Fikambanana manokana , etsy FKT Morondava, Distrika Avaradrano, ny Fikambanana Farm eto Analamanga, notarihin'i Ramatoa Filoha ny Farm Analamanga Ramatoa RAVEROMPIONONA Jean Narivony. Vary, katsaka, tsaramaso no nambolena tamin'izany, ary tanety mirefy 2ha teo ho eo no nanatanterahana ny...
FANKALAZANA NY NOELY 2024 MIARAKA AMIN'I FILOHA ANDRY RAJOELINA
Просмотров 419Месяц назад
FANKALAZANA NY NOELY 2024 MIARAKA AMIN'I FILOHA ANDRY RAJOELINA
📣𝐅𝐄𝐒𝐓𝐈𝐕𝐀𝐋 𝐈𝐎'𝐑𝐄𝐍𝐀𝐋𝐀 𝐃𝐀𝐘𝐒📣
Просмотров 6Месяц назад
🏆𝑯𝒐 𝒕𝒂𝒏𝒕𝒆𝒓𝒂𝒉𝒊𝒏𝒂 𝒏𝒚 20 𝒔𝒚 21 𝒂𝒓𝒚 22 𝒅𝒆𝒄𝒆𝒎𝒃𝒓𝒆 𝒊𝒛𝒂𝒐 𝒏𝒚 𝑭𝒆𝒔𝒕𝒊𝒗𝒂𝒍 𝒊𝒐'𝑹𝒆𝒏𝒂𝒍𝒂 𝑫𝒂𝒚𝒔 𝒊𝒛𝒂𝒚 𝒂𝒕𝒂𝒐 𝒆𝒕𝒐 𝑴𝒐𝒓𝒐𝒏𝒅𝒂𝒗𝒂 ; 𝒉𝒆𝒕𝒔𝒊𝒌𝒂 𝒊𝒛𝒂𝒚 𝒌𝒂𝒓𝒂𝒌𝒂𝒓𝒂𝒊𝒏'𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒌𝒂𝒎𝒃𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 𝑰𝑶'𝑹𝑬𝑵𝑨𝑳𝑨 𝒏𝒂𝒕𝒂𝒐 𝒉𝒂𝒏𝒐𝒎𝒆𝒛𝒂𝒏𝒂 𝒍𝒂𝒏𝒋𝒂 𝒊𝒓𝒆𝒐 𝒗𝒐𝒌𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒂𝒛𝒐 𝒕𝒂𝒕𝒐 𝒂𝒏𝒂𝒕𝒊𝒏'𝒊𝒕𝒚 𝒕𝒂𝒐𝒏𝒂 2024 𝒊𝒕𝒚 𝒂𝒓𝒚 𝒉𝒂𝒏𝒂𝒊𝒓𝒂𝒏𝒂 𝒊𝒓𝒆𝒐 𝒕𝒂𝒏𝒐𝒓𝒂 𝒊𝒉𝒂𝒏𝒚 𝒌𝒐𝒂 𝒎𝒃𝒂 𝒉𝒊𝒆𝒛𝒂𝒌𝒂 𝒆𝒐 𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒎𝒑𝒊𝒗𝒐𝒂𝒓𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒕𝒆𝒏𝒂 𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒊𝒛𝒂𝒚 𝒕𝒂𝒍𝒆𝒏𝒕𝒂 𝒏𝒐𝒎𝒆𝒏'𝑨𝒏𝒅𝒓𝒊𝒂𝒎𝒂𝒏𝒊𝒕𝒓𝒂 𝒂𝒛𝒚 . Nangonon'i RA PA
Nandalo teto Toliara ny Filohan'ny CENI Andriamatoa DAMA Arsène,
Просмотров 80Месяц назад
Nandalo teto Toliara ny Filohan'ny CENI Andriamatoa DAMA Arsène,
Tohin'ilay PV tsy hita tao Miandrivazo
Просмотров 39Месяц назад
Tohin'ilay PV tsy hita tao Miandrivazo
FIFIDIANANA BEN'NY TANANA 2024
Просмотров 66Месяц назад
FIFIDIANANA BEN'NY TANANA 2024
𝐓𝐎𝐊𝐘 𝐍°𝟑 | 𝐊𝐀𝐍𝐃𝐈𝐃𝐀 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐓𝐄𝐍𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐊𝐀𝐎𝐌𝐈𝐍𝐈𝐍𝐀 𝐓𝐀𝐋𝐀𝐓𝐀 𝐕𝐎𝐋𝐎𝐍𝐎𝐍𝐃𝐑𝐘
Просмотров 402 месяца назад
𝐓𝐎𝐊𝐘 𝐍°𝟑 | 𝐊𝐀𝐍𝐃𝐈𝐃𝐀 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐓𝐄𝐍𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐊𝐀𝐎𝐌𝐈𝐍𝐈𝐍𝐀 𝐓𝐀𝐋𝐀𝐓𝐀 𝐕𝐎𝐋𝐎𝐍𝐎𝐍𝐃𝐑𝐘
𝐌𝐈𝐊𝐀 𝐑𝐀𝐊𝐎𝐓𝐎𝐌𝐀𝐋𝐀𝐋𝐀 | 𝐋𝐀𝐇𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐀𝐇𝐀 𝟒 | 𝐊𝐀𝐎𝐌𝐈𝐍𝐈𝐍𝐀 𝐀𝐌𝐁𝐀𝐓𝐎𝐋𝐀𝐌𝐏𝐘
Просмотров 1532 месяца назад
𝐌𝐈𝐊𝐀 𝐑𝐀𝐊𝐎𝐓𝐎𝐌𝐀𝐋𝐀𝐋𝐀 | 𝐋𝐀𝐇𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐀𝐇𝐀 𝟒 | 𝐊𝐀𝐎𝐌𝐈𝐍𝐈𝐍𝐀 𝐀𝐌𝐁𝐀𝐓𝐎𝐋𝐀𝐌𝐏𝐘
Ampitiavana no hanolorako anareo ireo Programan'Asa ho entintsika hanarenana an'Antananarivo
Просмотров 842 месяца назад
Ampitiavana no hanolorako anareo ireo Programan'Asa ho entintsika hanarenana an'Antananarivo
COMMUNE SABOTSY NAMEHANA | NAHAZO PDS
Просмотров 382 месяца назад
COMMUNE SABOTSY NAMEHANA | NAHAZO PDS
MENABE CONNEXION
Просмотров 52 месяца назад
MENABE CONNEXION
HOTELY FY TIA MANERINERINA | LAPAN’NY NAHANDRO GASY
Просмотров 232 месяца назад
HOTELY FY TIA MANERINERINA | LAPAN’NY NAHANDRO GASY
C.U. PORT-BERGE | KANDIDA EFA NIOMANA SY AVY AMIN'NY VAHOAKA ARY MIAVAKA ZANDRIKELY EMMANUEL DIT 5/5
Просмотров 352 месяца назад
C.U. PORT-BERGE | KANDIDA EFA NIOMANA SY AVY AMIN'NY VAHOAKA ARY MIAVAKA ZANDRIKELY EMMANUEL DIT 5/5
MATOTRA NY FIFANDRAISAN’NY VAHOAKA AN’ANTANANARIVO sy NY KANDIDA IHARILALA
Просмотров 592 месяца назад
MATOTRA NY FIFANDRAISAN’NY VAHOAKA AN’ANTANANARIVO sy NY KANDIDA IHARILALA
FESTIVAL BOTSY
Просмотров 343 месяца назад
FESTIVAL BOTSY
Nisaotra ny vondrona KIMONY Resort ny talemparitry ny fizahan-tany sy asa tanana Menabe
Просмотров 233 месяца назад
Nisaotra ny vondrona KIMONY Resort ny talemparitry ny fizahan-tany sy asa tanana Menabe
Harilala RAMANANTSOA | KANDIDA N°7 | Ben'ny Tanana Antananarivo
Просмотров 8013 месяца назад
Harilala RAMANANTSOA | KANDIDA N°7 | Ben'ny Tanana Antananarivo
VOVONANA G7 « LASA ZAO, ANTANANARIVO TSY MAINTSY MANDROSO »
Просмотров 303 месяца назад
VOVONANA G7 « LASA ZAO, ANTANANARIVO TSY MAINTSY MANDROSO »