- Видео 10
- Просмотров 644 643
kalo sy hira
Добавлен 27 ноя 2016
Kalokalo Malagasy
Видео
Jérôme Randria := Ho haiko ve (lyrics)
Просмотров 25 тыс.8 лет назад
Jérôme Randria := Ho haiko ve (lyrics)
RR Majunga := Fitia tsy anjara (lyrics)
Просмотров 23 тыс.8 лет назад
RR Majunga := Fitia tsy anjara (lyrics)
Naly Rakotofiringa := Mba tsiditsidiho (lyrics)
Просмотров 13 тыс.8 лет назад
Naly Rakotofiringa := Mba tsiditsidiho (lyrics)
Mahaleo := Raha mila fnampiana ianao (lyrics)
Просмотров 2638 лет назад
Mahaleo := Raha mila fnampiana ianao (lyrics)
Milay ilay revy e ! mankasitraka
Manimanina ny fahazazana aty antany lavitry ny Tanindrazana aty mahaeno izany hira izany. Tena mampisidina ny aty fanahy ilay hira. Misaotra @ aingampanahy Tselonina a.
Tena mbola lasa ravao marie naka rano a
Zay le faniriana
Natsaka rano izy e
🤫👏👍👍👍
Ravao marie e 😂❤❤❤
Lasa natsaka rano ❤❤❤❤
❤❤❤❤
2024
Kanton n'y ela tsy mety lefy , Merci beaucoup, belle chanson
Ndrii
Ary mbola misy manana ve ilay "Romy" tompoko ô ? Manaja anao.
iny e ingahy ravelomanga eny ankodomirana eny izy e mibaby fehanazomaty hihobindray ny ao antanana ho donakafoambiaty
Tsara loatra ary tsy mety lefy laza mankasitraka amin'ny fizarana 🙏
Mba asio "VONOY NY ANARAKO " hirain'i Jérôme Randria akia azafady a. Misaotra mialoha ❤
2024 mbola mankafy foana
@Araf860 Sady mbola midonaka be foana ve... 😳
Kanto hatrany fona vo le guitara no reha
Nijy ahy anao
Nijy ahy anao
A🎉🎉
😍😍😍 nostalgique
❤❤❤❤
❤
Tatara ti ka tatar à 😅
''No sinafon'ny tananao'' no izy, voasafosafon'ny tananao no dikany, misy tsofoko ''in''
Manina anie 'zany aty ampitandranomasina aty, Gasikara-ko❤
2023
Milay zokinay a
Mahatsiaro ilay tanana niaviako any Madagascar aho 😢,tsara bé ilay hira merci ❤
tsara anie zany hira zany, mamiko loatra
Anarako zay
Bravo!!!!
😃
Wish for more extravagance extravagance (out than love) like that!!Nice mood and strong message🌿 Have a nice day🌿⛅
Fitiavana matotra izany 😃
❤️
❤️
Tsy mora n'y manadino olona Tiana ❤️
👍
Loza
Mankasitraka nizara😘
Feno fahendrena n'y tonon-kira😃
Tano Mafy n'y fitia😃
mamiko loatra
Ho haïko ve ho haïko tsy ho lazaiko ny hanadino anao... Belle chanson 😍
ho ela velona isika mpanamaina e! all ooooooooooooo
Efa ela ilay hira fa mbola tsara. Mampanembona na Dia Tsy misy fêtra aza n'y fitia.
Tsara eh💦. Mankasitraka n'y nizara tompokô 🌅
Tena tsara . Misaotra nizara . Ndryyyy
Tena tsara. Misaotra nizara. Ndryyyy
Mankasitraka tompoko ô!!!!! Tena tiako loatra, mampanembonembona ny any Ambanivohitranay.