Jay Sam
Jay Sam
  • Видео 12
  • Просмотров 154 284
DISCOTHEQUE GASY 974 Ambiance Malgache France Kawitry
Une soirée hors Norme
Soirée Malgache sur Une pêniche
Guichet fermé à 1 H du matin
L'explication en Image
Soirée organisée par TAKARIVA.COM
Просмотров: 50 277

Видео

Casting Miss Mister - Duo Zo & Aaron
Просмотров 80910 лет назад
Les deux humoristes qui font rire la Diaspora
Mirado - Ho avy any aho
Просмотров 8 тыс.10 лет назад
Mirado sera à l'Election Miss Mister Madagascar de France
Ilay Masoandro (A/C NONO ) by Jay Sam
Просмотров 5 тыс.11 лет назад
Pour le plaisir Nokaloina hahatsiarovana ireo efa lasa rehetra ny 26 jiona tao @ ambassade de Madagascar paris 2013
SATRIA - BODO & JAY SAM
Просмотров 4,5 тыс.11 лет назад
Tanteraka ny faniriako , fampiaraham-peo niaraka t@ mpanakanto anisan'ny ankafiziko : BODO ! Atolotra ho an'ireo namana rehetra ... Indrindra ireo izay nikasa hanotrona nefa tsy afaka ! Mankafiza finaritra
TENY MAMY by Tovo j'Hay & Jay sam
Просмотров 6 тыс.12 лет назад
Interpretation de la chanson Teny Mamy (A/C Tovo j'hay ) en duo avec Jay Sam Tovo j'hay Artiste Malagasy de Madagascar Lors de la soirée Big Mada Night à Savigny le Temple "espace Millenaire
FEO GASY en concert A MARSEILLES le
Просмотров 6 тыс.12 лет назад
takariva
Conference de Presse de Ravalomanana Marc à Johannesburg
Просмотров 4,2 тыс.13 лет назад
Conférence de presse par l'ancien Président Marc Ravalomanana ou il exprime son mécontentement face à son interdiction d'entrer sur le territoire Malagasy par la Haute Autorité de Transition Actuelle
DISCOTHEQUE GASY : Notre priorité c'est l'ambiance
Просмотров 9 тыс.13 лет назад
Le concept Discothèque Gasy a vu le jour le 07 mars 2009 au coeur de Paris ! L'objectif c'est de faire découvrir l'ambiance de Madagascar au monde entier ! Elle en est à sa 11 e édition sur la région Parisienne ! Tentera de visiter toute la France, La Réunion et Madagascar les mois suivants ... La dernière soirée s'est tenue dans un des quartiers le plus CHIC de Paris, La place Vendôme, à quelq...
Lazao Azy Par Sam
Просмотров 2,2 тыс.15 лет назад
Lazao azy (A/C Tovo j'hay )
tsy afa bela LOLA proposed by G'sam
Просмотров 52 тыс.17 лет назад
a song malagasy chosen by G'sam, ths clip is simple and very funny ,
teny mamy (tovo j'hay)interpreted by G'sam
Просмотров 6 тыс.17 лет назад
gsam.skyblog.com A version of Teny mamy, a malagasy song of love, this is an extraction of a concert for Madagascar embassy france 2006

Комментарии

  • @idaroussizainilanbidine772
    @idaroussizainilanbidine772 2 года назад

    aaaaaah les chansons de Lola c'est toute mon enfance surtout celle la ou je m'ambiançais avec ma grand mère qu'elle repose en paix. merci de l'avoir partager grâce a vous j'ai une petite larme de nostalgie qui est sur le point de couler sur ma joue.

  • @bannerbruce6888
    @bannerbruce6888 3 года назад

    Toy izao ny fanadinoina ny trosa baben ny taranaka. Aleo mba afa trosa sy manana logements ny citoyens vao mandihindihy

    • @haryhary6633
      @haryhary6633 2 года назад

      Aza miteny teny foana. Ny trosa anie die zavatra tsara eh. Raha tsy misy trosa dia tsy misy arena. Jereveo i Mada, tsisy arena (PIB) satria kely ny trosa . Ny tany manankarena rehetra anie dia be trosa eh ! izany no mahatonga an'i zareo manankarena. Mba mila mieritreritra kely ianao tompoko.Mba ianaro kely ny hoe ,capitalisme na croissance économique, na La main invisible d'Adam Smith , na ny theorie de Keynes

  • @saidycell1633
    @saidycell1633 3 года назад

    I love Lola 100%

  • @saidycell1633
    @saidycell1633 3 года назад

    Ebaaa 👍👍❤❤👊

  • @agnesratovoson1030
    @agnesratovoson1030 4 года назад

    Tsiafabela ❤❤❤❤❤❤ Misaotra eeeee

  • @jessou974
    @jessou974 5 лет назад

    Mdrrrrr c est quoi ce bordel

  • @kyleranaivo9583
    @kyleranaivo9583 5 лет назад

    Et celui qui traîne avec sa petite radio la... C'est mon beau frère!!! :D

    • @agnesratovoson1030
      @agnesratovoson1030 4 года назад

      Le mitondra tomobile koa beau frère ko de ny vadiny manao robe mena rahavaviko , de mandihy ao koa ny niece Kely ❤❤❤❤❤❤❤

  • @eliaslungu4578
    @eliaslungu4578 6 лет назад

    nostalgic

  • @augustinejeanneabdoul1277
    @augustinejeanneabdoul1277 6 лет назад

    Tiako

  • @dominiqueramiarisoa9630
    @dominiqueramiarisoa9630 7 лет назад

    quand je voie "çà?" j'ai honte d'être malgache!vraiment pourquoi ne pas porter la dignité de porter notre origine?j'ai honte!!!

    • @thejourneysofgcyk4134
      @thejourneysofgcyk4134 6 лет назад

      j'aime ce malgache qui soma

    • @ameliepaname9859
      @ameliepaname9859 6 лет назад

      dominique ramiarisoa c koi ton soucis ?? C l'ambiance c tout même moi qui suis malgache de France j'aime !! Va pas dire t'as honte c comme ca et ca le sera c une boite de nuit en même temps ne t'etonnes pas

    • @pelasoabibiky1356
      @pelasoabibiky1356 6 лет назад

      T sérieux là 😉😉😉 moi je suis fière zao someee

    • @lemu7738
      @lemu7738 5 лет назад

      ha! le puritanisme gazy!!!!! vous vivez encore comme sous l Empire britannique!

    • @haryhary6633
      @haryhary6633 2 года назад

      Laisse les gens s'amuser .ça s'appelle faire la fête , profiter du week end parce qu"en semaine , on travaille dur et donc on a besoin d'enlever notre stress, de profiter de la vie. C'est toi qui dois avoir honte avec ton commentaire débile. Au fait , c'est quoi la dignité de notre origine? Si vraiment tu es supérieure à nous ,alors va développer Madagascar au lieu de nous donner des leçons.

  • @augustinejeanneabdoul1277
    @augustinejeanneabdoul1277 7 лет назад

    💃💃💃💃💃💃💃

  • @abdullahalshallal1665
    @abdullahalshallal1665 7 лет назад

    👏👏👏👏👏👏

  • @jacquelinegallouedec7876
    @jacquelinegallouedec7876 7 лет назад

    J adore

  • @yvsparym1673
    @yvsparym1673 7 лет назад

    De misy sahy milaza fa tsy afrikana ny gasy nefa jereo reto izy mahay mandihy vody otrany afrikana maizina be reny

  • @titimada3691
    @titimada3691 7 лет назад

    c quoi franchement c une honteux

  • @lazalazaotsimiamboholahy785
    @lazalazaotsimiamboholahy785 7 лет назад

    draydraydray ..... ohatry ny vato ahotakotsana ao anaty kapoaka. Nanatrika ireny karazana fivavahana netim-paharazana ireny aho indray mandeha izay ka ny mozika toy izao no nalefa. Dia vetivety teo dia lasa nandihy tsikelikely ilay mpisorona sy ireo olona teo aloha. Dia nanomboka nitenteny zavatra ito. Ny tiako ho lazaina dia ohatry hira fidirana any anaty subconscince izany ity karazana hira ohatry ny vato mihotsakotsana ao anaty kapoaka ity, dia miteraka "transe". Ny tena mahagaga anefa dia milaza zava-miafina ilay olona voan'ny "transe" ary zava-miafina teny mijoro sy marina. Izany hoe ity karazana mozika ity izany dia ohatry ny "rituel" na fombafomban-drazana @ fivavahana, ihany .

  • @harisonratovohery5500
    @harisonratovohery5500 7 лет назад

    Nefa President Ravalomanana dia afaka nandresy lahatra ny mpamatsy vola sy ireo mpiara-miombon'antoka amin'ny orinasany. Na mbola tsy nanao politika aza izy dia efa nanerana an'i Madagascar ary efa nisy ihany koa tao Afrika Atsimo ny orinasany. Ianao Mamod anefa mitsara azy amin'ny fiteny Anglisiny, ny firenena rehetra rehefa miteny amin'ny tsy fitenin-dReniny dia manana tsindrim-peo manokana, inona ny olana?

  • @Miriam-it5vt
    @Miriam-it5vt 8 лет назад

    You're the best Lola I love you forever. ❤❤❤❤❤❤😂😂😂😂😂😂💜💜💜💜💜👍👍👍👍💋💋💋💋💋💋💋💋🌟🌟🌟🌟🌟🌟🌟🌟✌✌✌✌✌✌✌✌🍁🍁🍁🍁🍁🍁😍😍😍😍😍😍😍

  • @Miriam-it5vt
    @Miriam-it5vt 8 лет назад

    omg Lola I miss you and I miss that song so much I love you so so much much more 😃😃😃😃😃😃😃☺☺☺☺☺☺☺😁😁😁😁😁😁😁

  • @andritianarabenandrasana4108
    @andritianarabenandrasana4108 10 лет назад

    manimba hiran'olona ftsny le,tsy aleo tsy mihira a

  • @christianrajaonarisoa1641
    @christianrajaonarisoa1641 11 лет назад

    Hira official ny fitiavanay

  • @andrianjakafanoela1699
    @andrianjakafanoela1699 11 лет назад

    tsar ka!!!!!!!!!

  • @arisoarakoto2396
    @arisoarakoto2396 12 лет назад

    tsara be daol lé hira é! mba alefaso eto ranga lé hira nandé farany @ty compilation ty ra misy manana ah!

  • @Chango775
    @Chango775 12 лет назад

    sady maka sopapa ao amle taratasy no mbola tsy mande ami laoniny iany ny intaunation

  • @Chango775
    @Chango775 12 лет назад

    mapme be ilay fiteny anglisy, mba nianatra teny anglisy ve ty rangah ty sa aona eh???

  • @nandrasona
    @nandrasona 16 лет назад

    un ancien du collège de france .... lol

  • @sponyge
    @sponyge 16 лет назад

    Vocky Aho!!!!!!!!!!

  • @danco1968
    @danco1968 17 лет назад

    Nice beat... je ne comprends pas, mais j'aime la musique.

  • @sari10800
    @sari10800 17 лет назад

    je kiffe tro cette zik el me fait vibrer

  • @sari10800
    @sari10800 17 лет назад

    Milay be ny mahita an'ireo masera mandihy. Tsy afa-bela hatramin-dry mamera marina.