Détendez-vous en mars, envolez-vous pour l'île Maurice !!! ✈️ HÔTEL WESTIN À partir de 516€* au lieu de 1174€* par personne en chambre double deluxe 4 jours / 3 nuits en demi-pension = pension complète LES + DE CETTE OFFRE Supplément pension complète OFFERT + Tarif promotionnel sur l’hébergement -55% + Réduction sur les massages -40% MUTA Voyages, l'agence qui vous fait partir ! 0262 947 700 www.mutavoyages.fr Saint-Denis * Saint-Pierre * Le Tampon MUTA Voyages - IM974100003
tsaroko anio hira noforoniny Roger io izay tao aminy chorale mimosa avy eo izy no nitarika ny chorale tao aminy Filadelfia tadidiko tsara fa raha namangy fahoriana taminy fafatesany dadabenay ny mimosa taminy 02 jan 1978 dia io hira io no nihiraina
+oliviannie a! mba omeo solfa an'io ra maba mety o! ty ny adresse, francomanandray@gmail.com, dia mba omeo hafa ko raha mba misy, ataovy SOLFA ra mety SVP! misaotra mialoha!
hey dude why all the leader of the persons ; ....anyone have got a responsability at this moment ct cst.... ; lead the people at this times aren't even injured? i think that they drink the blood of malagasy because about 04 or 05 years ago they(politician) doesn't thought a little things the wealthy as they had never spread for the poor men but try to increase it bit by bit but i m telling you all the politician man EVERYTHING YOU PILED UP IN THIS WORLD NEVER HELP YOU IN HAVEN
enga anie ka mba tsy ho hisy fotoana ny hitoeranao ho eo an-tongotr'i JESO fa tena maivana ny fiainana rehefa miankina AMINY ary ravoravo ny fo fa IZY IRERY no tsy mba mandao!!! Ho deraina ny Anar
aza ataonareo mpanao politika sorona intsony ny malagasy, ry malagasy aza manaiky ataon'ny mpanao politika fitaovana hahazoany fahefana, ny tena loza mantsy hatreto dia na dia teo aza izao vono olona mahatsiravina izao, tsy misy fivoana ny fiainan'ny malagasy vao maika mitotongana hatrany , aoka izay ny fanaovana sorony ny malagasy!!!
Makasitraka tompoko ! Deraina ny tompo 💒💌💌💌🙏
Makasitraka tompoko ! Deraina ny tompo 💒💌💌💌🙏
Hira henika
"Akaikinao" no lohateny. Misaotra.
🙏💟🙏
fihirana ffpm
🙏💟🙏
Misaotra ny mpamorona sy ny nandrindra ny feo.. Tena tsara
Faly aho manana anao Jesosy o ! mamiko indrindra hianao
Misaotra Jesoa noho ny fanavotanao. Tsaroanay tokoa ny famonjenao
misaotra Jesoa malala o
Aona no fiarahamiasa aminareo tompoko rah marriage
Fiadanana tompoko
Tiako Jesosy 💖
Tsara loatra ny hira hatsiarovako ny Antokom pihira Anjomaran i Efraima tao amin'ny FJKM Ambalavao tanàna ambony Fianarantsoa
Tsara ny midera an jehovah
Terpujilah Tuhan Yesus
fitiavan'ny Tompo
Détendez-vous en mars, envolez-vous pour l'île Maurice !!! ✈️ HÔTEL WESTIN À partir de 516€* au lieu de 1174€* par personne en chambre double deluxe 4 jours / 3 nuits en demi-pension = pension complète LES + DE CETTE OFFRE Supplément pension complète OFFERT + Tarif promotionnel sur l’hébergement -55% + Réduction sur les massages -40% MUTA Voyages, l'agence qui vous fait partir ! 0262 947 700 www.mutavoyages.fr Saint-Denis * Saint-Pierre * Le Tampon MUTA Voyages - IM974100003
misaotra jesosy
amen
Tsika tsy MIALA amin'i Marc Ravalomanana mihitsy e! Izy irery iany no hatokisana fa hitondra vahaolana maharitra! 25 25 25
mandeha izany fotoana izany....izao 3 juillet 2018
Misaotra Anao Jesosy a! velom-panantenana maheno an'ilay hira
Msotra oh!!! Tsara le hira mampahery.. Mankasitraka de mitomboa ny talenta nareo eee
Tsara loatra ity hira ity
tsaroko anio hira noforoniny Roger io izay tao aminy chorale mimosa avy eo izy no nitarika ny chorale tao aminy Filadelfia tadidiko tsara fa raha namangy fahoriana taminy fafatesany dadabenay ny mimosa taminy 02 jan 1978 dia io hira io no nihiraina
andrivola ratsimbazafy Aime Raoeliarijaona no namorona ny hira ka.
noforonin'i RAOELIARIJAONA io ka hira ao @ fihirana advantista
Rakotoandriana Hira nofidina t@ Fandraisana ho Diakona Izay o voady ataoko Amen Merci jesus
Anao mandrakizay aho Jesosy, amen!
Efa nanao io hira io koa izahay tao @ Chorale Mimosa Antsirabe Antampontanàna tany @ taona 1977. Tononkira tsara ho tsarovana fa nanao voady t@ Jesosy isika !!!!!
Niaraka nihira io hira io ihany isika tao @ GC tamin'izany fotoana izany! Fahatsiarovana tsara
www.quetonregnevienne.fr (anglais-malagasy-français)
Io no hira nataonay t@zah noraisina ho mpiray latabatra@Tompo. Tena tiko be le izy. Manana solfa zah fa iza no mila
mba omeo solfa za raha manana enao
Za tena mitady fa aona no handefasana azy?
maro no mitady ny solfa koa mba ilazao raha misy site mamoaka izany
Za ehrykelly mba omeo ny solfan'io hira io a! Hanitra.RAFERASON@ telma.mg ny mail-ko, io anarana io ihany koa ny ao @ FB
tena mametsovetso ny fanahy fa zahay koa nihira anio,<<feo sy ako>> FJKM Ankadikely ilafy
tena marina mintsy zan, tsy mahatsara antsika afatsy ny eo akaikin'Andriamanitra, aza miala aminy zan e
tsy hisy hahasaraka ahy tsy hitoetra eo anilanao,ho eo an-tongotrao akaikinao AMEN
AMAFI - Antoko Mpihira Ambohimandroso Filadelfia Antsirabe dia nihira an'io hira io tany @ 1984 tany ho any ...Tsara dia tsara ...
Ahatsiarovana ny hira fiderana ny Avo tao Filadelfia, ry Hary...
hiran sister mCguire zany , "beginnig to miss you "
Mba omeo solfa na solfège an'io zay mba manana, misaotra
MrMalagasy77
Za manana fa alefaso ny mail-nao andefasako azy
Raha manana FB ianao dia aleo ao @FB fa ny mail sao misy mahita eto dia mi-pirater: ito ny profil-ko facebook.com/swatc.swiss
+oliviannie a! mba omeo solfa an'io ra maba mety o! ty ny adresse, francomanandray@gmail.com, dia mba omeo hafa ko raha mba misy, ataovy SOLFA ra mety SVP! misaotra mialoha!
oliviannie bjr.za mila solfa an’io hira io raha afaka manome ahy ianao.Merci
misaotra tompoko f ampy hery aho maheno azy mb omeo ilay hira hoe "Raha mandrahona" an'i Ndratoson ra mis zfd
Mankasitraka indrindra Tompoko ô dia ho an'Andriamanitra hirery hiany ny voninahitra Mandrakizay doria Amen Amen Amen ✝️✝️🙏🙏💒⛪❤️
tena tsapako mintsy ny fanavotanao ahy Jesosy! Hira adventiste io, tsara é, aza miala amin'i Jesosy!!!mahereza daholo
misaotra jesosy o! fa lehibe ny fitiavanao anay na de betsaka aery reo zvt ts mifanarak ny sitraponao vitanay! mamela anay ary mamindra fo aminay tompo o! amen
ninanémaniny euh!!!!!!
tiako tena tiako ny miaraka am Tompo ka ny voadiko dia tsis hahasaraka ahy tsy ho eo akaikinao!amen
mahafinaritra e!
efa naonota tainm'ny lanitra sy teo anatrehanao aho ka ts mendrika atao hoe zanakao intsony, nefa hoy ianao hoe izay manantona ahy tsy ho laviko mihintsy. Misaotra ray o! fa zao no voady hataoko aminao tsy hisy hahasaraka ahy aminao
amen!!!!!!!!!!!!!!!!!
HALELOIA
hey dude why all the leader of the persons ; ....anyone have got a responsability at this moment ct cst.... ; lead the people at this times aren't even injured? i think that they drink the blood of malagasy because about 04 or 05 years ago they(politician) doesn't thought a little things the wealthy as they had never spread for the poor men but try to increase it bit by bit but i m telling you all the politician man EVERYTHING YOU PILED UP IN THIS WORLD NEVER HELP YOU IN HAVEN
enga anie ka mba tsy ho hisy fotoana ny hitoeranao ho eo an-tongotr'i JESO fa tena maivana ny fiainana rehefa miankina AMINY ary ravoravo ny fo fa IZY IRERY no tsy mba mandao!!! Ho deraina ny Anar
Ny adala-patiny eee! raha ny maison blanche ohatra na ny kremlin aza io mbola bobaka noho izao no jingy e
aza ataonareo mpanao politika sorona intsony ny malagasy, ry malagasy aza manaiky ataon'ny mpanao politika fitaovana hahazoany fahefana, ny tena loza mantsy hatreto dia na dia teo aza izao vono olona mahatsiravina izao, tsy misy fivoana ny fiainan'ny malagasy vao maika mitotongana hatrany , aoka izay ny fanaovana sorony ny malagasy!!!
tena marina tokoa izany, isaotra fa mampahery tokoa ny hira toa izao