Hery Tiana RAZAFIMAHEFA
Hery Tiana RAZAFIMAHEFA
  • Видео 13
  • Просмотров 100 565
Fiainan-danitra - STK TIA ANDRAISORO
FIAINAN-DANITRA - STK TIA Andraisoro
Tonony : Rija RANDRIANARIVELO
Feony : Hery Tiana RAZAFIMAHEFA
Ny hatanoranay Kristy tsy avelanay handalo
Hijoroanay sy handresenay fahavalo
Velon’izahay hitia an’Andriamanitra
Manomboka hatreto ka hatrany an-danitra
Hiraiko hanakoako mafy ny hoby hira fiderana
Vetsompitia avy ato am-poko ry Ray feno hatsarana
Haneho fa tiako Ianao ry Ilay mahatsara ahy
Mamiko ny anilanao maharavoravo ny fanahy
Ny hatanoranay Kristy tsy avelanay handalo
Hijoroanay sy handresenay fahavalo
Velon’izahay hitia an’Andriamanitra
Manomboka hatreto ka hatrany an-danitra
Mahazo hery be dia be izay mikambana Aminao
Mandray ireo fitahiana sy ny fahasoavanao
Ny fijaliana fahoriana ahitako fiadanana...
Просмотров: 2 933

Видео

Jehovah no mpiandry ahy - STK TIA Andraisoro
Просмотров 6562 года назад
Jehovah no mpiandry ahy - STK TIA Andraisoro
Ny fitiavanao - STK TIA Andraisoro -
Просмотров 9053 года назад
Concert Live Dôme RTA Ankorondrano Mai 2019
Lalam pamonjena - STK TIA Andraisoro - Concert Live Dôme RTA Mai 2019
Просмотров 2,5 тыс.4 года назад
Lalam pamonjena - STK TIA Andraisoro - Concert Live Dôme RTA Mai 2019
Fiainan-danitra - STK ANDRAISORO SP12
Просмотров 7 тыс.6 лет назад
Fihaonambe Nasionaly STK Tany Mahajanga Août 2017
Jehovah Tompo ô! FFPM 412 - TIA STK Andraisoro
Просмотров 17 тыс.7 лет назад
Jehovah Tompo ô! FFPM 412 - TIA STK Andraisoro
Mamiko indrindra - Choeur d'Hommes Mahajanga
Просмотров 3,3 тыс.8 лет назад
Mamiko indrindra - Choeur d'Hommes Mahajanga
Tompo ô ! hoderaiko Ianao - Choeur d'Hommes Mahajanga
Просмотров 4,4 тыс.8 лет назад
Tompo ô ! hoderaiko Ianao - Choeur d'Hommes Mahajanga
Isaorako STK TIA Andraisoro Feat. Bodo
Просмотров 49 тыс.8 лет назад
Isaorako STK TIA Andraisoro Feat. Bodo
Mamiko indrindra STK TIA Andraisoro
Просмотров 4,6 тыс.9 лет назад
Mamiko indrindra STK TIA Andraisoro
Fiovana STK TIA Andraisoro
Просмотров 2,1 тыс.9 лет назад
Fiovana STK TIA Andraisoro
Tompo Andriamanitray STK TIA Andraisoro
Просмотров 2,5 тыс.9 лет назад
Tompo Andriamanitray STK TIA Andraisoro
Velomy aho STK TIA Andraisoro
Просмотров 3,9 тыс.9 лет назад
Velomy aho STK TIA Andraisoro