PODGASY
PODGASY
  • Видео 126
  • Просмотров 260 450

Видео

Aza adino ny TENANAO
Просмотров 15Месяц назад
Midira ho Abonné: bit.ly/2GShhdr (Merci) Na maro ireo zavatra ataonao dia aza adino ny mikarakara ny tenanao. Mail ➤ podgasy@gmail.com Discord ➤ discord.com/invite/rqJHAWVjJU
Be fitiavana? Tsy natao ho anao izao vanim-potoana izao
Просмотров 632 месяца назад
Midira ho Abonné: bit.ly/2GShhdr (Merci) Tantaraiko kely anao ny momba an'i Tyrese amin'izao fotoana izao. Mail ➤ podgasy@gmail.com Discord ➤ discord.com/invite/rqJHAWVjJU
LAHY lay zaza tao an-KIBO navadika VAVY
Просмотров 1888 месяцев назад
Midira ho Abonné: bit.ly/2GShhdr (Merci) Bizina an'isany tena mety indrindra izy ity raha mitady idée de business lisany. Tsy ny finoana sy ny fitadiavana an'Andriamanitra no omena tsiny fa ny fanodinan'ny sasany ilay izy amin'ny resaka fanodikodinana saina mba azahoana tombony. Ndao jerena sy resahana ary e! Mail ➤ podgasy@gmail.com Discord ➤ discord.com/invite/rqJHAWVjJU
Mitsangana ry tanora Réaction
Просмотров 9 тыс.8 месяцев назад
Midira ho Abonné: bit.ly/2GShhdr (Merci) Ny hevitrareo ary e? Aza adino ny manindry J'aime sy miditra ho Abonné e! Mail ➤ podgasy@gmail.com Discord ➤ discord.com/invite/rqJHAWVjJU
Tsy handratra anao intsony ny KIANA ataon'olona
Просмотров 508 месяцев назад
Midira ho Abonné: bit.ly/2GShhdr (Merci) Miezaka manovaova kely ny karazana video isika dia mety hisy tahaka an'izao koa o! Mail ➤ podgasy@gmail.com Discord ➤ discord.com/invite/rqJHAWVjJU
Ny mbola tsy fantatrao momban'ny Miss Monde
Просмотров 519 месяцев назад
Midira ho Abonné: bit.ly/2GShhdr (Merci) Ndao hiaraka hijery indray ny zavatra mbola tsy haintsika isika amin'ity Miss World ity aka Miss Monde. Mail ➤ podgasy@gmail.com Discord ➤ discord.com/invite/rqJHAWVjJU
Love Incognito Reaction l Idéa Broadcast
Просмотров 1049 месяцев назад
Midira ho Abonné: bit.ly/2GShhdr (Merci) Ndao ndray ary hijery fandaharana vaovao malaza ao amin'ny tambazotra ao e! Love Incognito: bit.ly/3I9ot1t Mail ➤ podgasy@gmail.com Discord ➤ discord.com/invite/rqJHAWVjJU
Nihinana fast-food izy dia NIHENA 100 kilao
Просмотров 169 месяцев назад
Midira ho Abonné: bit.ly/2GShhdr (Merci) Araho hatramin'ny farany fa tsy ampoizin'lisany ity. Mail ➤ podgasy@gmail.com Discord ➤ discord.com/invite/rqJHAWVjJU
Paoly Gaigy & Ramaka - Rafozan-doza (Maman'i Celine)
Просмотров 4,3 тыс.9 месяцев назад
Midira ho Abonné: bit.ly/2GShhdr (Merci) Pôly Gaigy & Lezava 2, Hivoaka tsy ho ela. Mail ➤ podgasy@gmail.com Discord ➤ discord.com/invite/rqJHAWVjJU
Nanongotra afisy ny antony nahafaty azy
Просмотров 289 месяцев назад
Midira ho Abonné: bit.ly/2GShhdr (Merci) Ho tantaraiko anareo androany indray ny tantaran'ity Amerikana iray ity. Izay nandeha nanao faran'ny taona tany Korea Avaratra tany, tamin'ny taona 2015. Mail ➤ podgasy@gmail.com Discord ➤ discord.com/invite/rqJHAWVjJU
Mamono ny tenany izy mba azahoana vola
Просмотров 779 месяцев назад
Mamono ny tenany izy mba azahoana vola
Mpampianatra kely karama niova mpanao video mamoafady
Просмотров 8210 месяцев назад
Mpampianatra kely karama niova mpanao video mamoafady
Nosin'ny Fahavetavetana
Просмотров 7910 месяцев назад
Nosin'ny Fahavetavetana
Tantaran'i Gypsy Rose
Просмотров 3410 месяцев назад
Tantaran'i Gypsy Rose
Tonga tao aminy ilay matotoa
Просмотров 368Год назад
Tonga tao aminy ilay matotoa
Aza Mamaly raha misy Miantso ny Anaranao
Просмотров 248Год назад
Aza Mamaly raha misy Miantso ny Anaranao
Tonga Mijery ANAO Zareo amin'ny Alina
Просмотров 165Год назад
Tonga Mijery ANAO Zareo amin'ny Alina
Ilay Alina nahitako matotoa teny amin'ny lalan'ANTSIRABE
Просмотров 1,3 тыс.Год назад
Ilay Alina nahitako matotoa teny amin'ny lalan'ANTSIRABE
Zakako ny ankizin'lah... l Extrait Film Gasy 2023
Просмотров 922Год назад
Zakako ny ankizin'lah... l Extrait Film Gasy 2023
Aza milalao anaty andro maizina ( TANTARA 3 TENA MARINA)
Просмотров 602Год назад
Aza milalao anaty andro maizina ( TANTARA 3 TENA MARINA)
Pôly vs Lezava l Extrait Film Gasy 2023
Просмотров 1,8 тыс.Год назад
Pôly vs Lezava l Extrait Film Gasy 2023
Zay ve vao tonga ry Celine a? l Extrait Film Gasy 2023
Просмотров 10 тыс.Год назад
Zay ve vao tonga ry Celine a? l Extrait Film Gasy 2023
PÔLY GAIGY & LEZAVA l Film Gasy 2023
Просмотров 98 тыс.Год назад
PÔLY GAIGY & LEZAVA l Film Gasy 2023
MANDADY HAJAINA l Film Gasy 2022
Просмотров 41 тыс.2 года назад
MANDADY HAJAINA l Film Gasy 2022
MANDADY HAJAINA - BANDE ANNONCE
Просмотров 9262 года назад
MANDADY HAJAINA - BANDE ANNONCE
Zatrazatran'io - Fo Miray Pro
Просмотров 2,5 тыс.2 года назад
Zatrazatran'io - Fo Miray Pro
Vato takarina - Fo Miray Pro
Просмотров 1,2 тыс.2 года назад
Vato takarina - Fo Miray Pro
Pil - Fo Miray Pro
Просмотров 1,2 тыс.2 года назад
Pil - Fo Miray Pro
Mivo dia midy - Fo Miray Pro
Просмотров 8822 года назад
Mivo dia midy - Fo Miray Pro

Комментарии

  • @hanitrasehwi8262
    @hanitrasehwi8262 Месяц назад

    Mahay manao film mihintsy 😆💞

  • @ravelonoromariaangela2987
    @ravelonoromariaangela2987 2 месяца назад

    Kkkkkkkkk

  • @mariellaferinande4485
    @mariellaferinande4485 2 месяца назад

    Mankasitraka tompoko ô❤❤

  • @sidoniesidonie9722
    @sidoniesidonie9722 3 месяца назад

    Mankasitraka indrindra Tompoko o 🎉❤🎉❤🎉

  • @hjandriamihaja7137
    @hjandriamihaja7137 3 месяца назад

    😂😂😂😊

  • @tsiory-1
    @tsiory-1 3 месяца назад

    Tsara Be

  • @YourSimsRealEstateAgent
    @YourSimsRealEstateAgent 3 месяца назад

    Mahatezitra mihitsy nanaovandry zareo an'ito hira ito

  • @RemueJany
    @RemueJany 4 месяца назад

    Ôtran hoe miheno tantara vato tsy mihaina mihitsy le tantara

  • @tojoherylazz910
    @tojoherylazz910 4 месяца назад

    Tsara ilay votoatin'ny tantara fa ny mpilalao mila manao ezaka kely hampiaina ilay tantara fa tena tsy miaina mihitsy , tsara feo be nareo fa ilay mampiaina tena tsy ao

  • @EmmanuelRafanomezantsoa
    @EmmanuelRafanomezantsoa 4 месяца назад

    Ao tsar e

  • @nancyclauderakotondramanan3674
    @nancyclauderakotondramanan3674 5 месяцев назад

    Nga tsy misy saison 2 😟

  • @AndritianaHerilala
    @AndritianaHerilala 6 месяцев назад

    Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬

  • @SD-zc4yf
    @SD-zc4yf 8 месяцев назад

    Tena tsy manaja ny taloha. Milaza anaran'i jesosy/jesoa anaty ny hira n'olona niady ireo nitondra christianisme teto Madagascar, bonne intention fa tena tsy mety, na de rythme tsy ao...

  • @RandriatsiresyJeancloude
    @RandriatsiresyJeancloude 8 месяцев назад

    Mba mangatak toiny azafady

  • @tantelysylvainandrianarimamy
    @tantelysylvainandrianarimamy 8 месяцев назад

    Miandry poly gaigy & lezava 2, m6 e

    • @tsiory-1
      @tsiory-1 7 месяцев назад

      Tena Marina

  • @sariakaandria9037
    @sariakaandria9037 8 месяцев назад

    Mahaliana

  • @nancyrollande675
    @nancyrollande675 8 месяцев назад

    Ils l’ont fait de bon cœur c’est tout fa Tsy de hitako loatra le idirany le remix jesosy 😂

  • @MalyounRakoto-pb3jr
    @MalyounRakoto-pb3jr 8 месяцев назад

    Lay teny Frantsay tena tsy ao ... satria chanson patriotique contre la colonisation.

  • @benjanirinaesthelarahasini3525
    @benjanirinaesthelarahasini3525 8 месяцев назад

    Za aloha voalohany indrindra tsy tia mihitsy ny hira ataotao remix io mihitsy. Faharoa manaraka izany ratsy be ilay izy, otran'ny olona tsy mba manao "écoute" rehefa manao zavatra ary farany : tsy medrika ho an'ilay hira mihitsy ilay zavatra natao ary koa tsy medrika entina hanononana resaka fivavahana mitsy ilay rythme ! Hafatra : mamorona dia manaova zavatra tsara sy medrika ary modely ! Azafady fa masika kely e !

  • @misathata1115
    @misathata1115 8 месяцев назад

    Tena aleoko mihaino Rappa fa ity tena tsy tafa alo e_sady tokony natao GASIGASY ilay izy fa ity sady tsy gasy tsy vazaha fa fakahantahaka fotsiny_tsy misy maha gasy ny gasy azy ilay hira_Mety nively kobay ngamba ry zareo razambe raha mbola eto amin'izao

  • @RakAndhrian-nx4if
    @RakAndhrian-nx4if 8 месяцев назад

    Malagasy frantsay américaine le izy teto fa tsy hira Malagasy tsouny

  • @hanitrasehwi8262
    @hanitrasehwi8262 8 месяцев назад

    Henjana mints' ko 😆 ka milay ho Aho ilay Izy 🙂

  • @jocelynejeppsson4137
    @jocelynejeppsson4137 8 месяцев назад

    Merciee! Bien explication, hirampirenena tsy tokony atao kilalao ze nanovava azy, tsisy firenena manompa hirampirenana karatieee, maro ny maty atsarovana ny fahaleovantena 1960 26 juin, respekt😂❤

  • @manampisoarandrianarivelo8432
    @manampisoarandrianarivelo8432 8 месяцев назад

    Secte angaha nareo ???

  • @tovojoachinramboaniaina1137
    @tovojoachinramboaniaina1137 8 месяцев назад

    TENA RATSY BE

  • @randrianandrasanamario2018
    @randrianandrasanamario2018 8 месяцев назад

    Le izy aza vo manomboka dia teny frantsay no tenenin'zareo nefa hira tolona nialana sy niadivana tamin'ny fanjanahan-tany! Namoizan'ny olona marobe ny ainy! very ny hasin'ny ilay hira! vohitsakitsaka ny fototry ilay tolona! izay no tsy hitiavan'ny olona azy! Rehefa tsy mahay mamoron-kira dia mba fidifidio ihany ny hira atao Cover e!

  • @samaritain16
    @samaritain16 8 месяцев назад

    inona hidiran'i Jesosy amin'izany ?

  • @TokiniainaR.
    @TokiniainaR. 8 месяцев назад

    Hira faneva io ry baina ah, rehefa manova ny tonony dia ny tsara tonga dia mamorona mihintsy zareo fa tsy makamaka amin'ny ampahany toy io fa manimba ny hasin'ilay hira. Raha mihaino ilay feo sy tonon-kira original ianao dia mahatsapa hoe manainga mihintsy ilay hovitra (#vibration) entiny...

  • @SuperKiady
    @SuperKiady 8 месяцев назад

    vao maika enao te hipetraka

  • @ashleynomenjanahary694
    @ashleynomenjanahary694 8 месяцев назад

    zanak'ny henjana reny e tsis bedy zany oni eoo 😁

  • @liantsoarakotomanga3151
    @liantsoarakotomanga3151 8 месяцев назад

    Tena Simba kosa aloha le hira e

  • @belouhkanto8511
    @belouhkanto8511 8 месяцев назад

    C’est de la merde enfaite 😂

  • @heriniainaginorandriamanan7490
    @heriniainaginorandriamanan7490 8 месяцев назад

    Angah moa tsy efa mahazatra ny mihaino hira toizao e😂😂

  • @LandriTidahy-xl9cs
    @LandriTidahy-xl9cs 8 месяцев назад

    Ratsy aloh mandainga fa Tena ratsy ar Tena ratsy ee.. sady ilay izy tsy tokony hatao cover ny tena marina

  • @jaoanjara6282
    @jaoanjara6282 8 месяцев назад

    Fa ity version ity kosa leisy ratsy a, kkkk

  • @randrimarianah6587
    @randrimarianah6587 8 месяцев назад

    Tena mfangaroaro b, niezaka handray Ilay Hafatra fa tsy voaray,

  • @podgasy
    @podgasy 8 месяцев назад

    Misaotra anareo naneho hevitra o! Midira ho abonné

  • @tinahodette9886
    @tinahodette9886 8 месяцев назад

    Misy hafatra tiany zareo ampitaina ao dia jereo fotsiny ny base ny lokony entiny zareo dia fotsy ny loko fotsy midika inona ? tongava saina ? fa amiko manokana ts de hitako zay olana ry zareo na rhytme americain io na inona refa hira dia hiara ce tout

  • @zanzibar4177
    @zanzibar4177 8 месяцев назад

    Hira vendrana ohatrany hira vendrana rehetra mandé isan'andro @ onjam-peo amizao fotoana vendrana iainan'ny be sy ny maro be : tsy hitako zé mahagaga. C'est une chanson vendrana comme on entend partout et que beaucoup de gens vendrana aiment, il est où le problème ? Si tu es intelligent avec un peu de culture, tu as juste à éteindre la radio et la télé, si les vendrana ils aiment ça aleo izy ho vendrana any. Nous on va juste éteindre la radio, et rester zen en écoutant le silence qui, seul, peut nous sauver dans ce monde de débile plein de types débiles qui font des chansons débiles comme celle-ci.

    • @secretaireecho3910
      @secretaireecho3910 8 месяцев назад

      Oui c'est débile et celle-ci ne doit pas être diffusé, et en plus ne devrait pas avoir une autorisation pour un cover et d'en faire un clip qui n'est pas digne du MDRM.

    • @zanzibar4177
      @zanzibar4177 8 месяцев назад

      Vous savez, maintenant, les gens ils écoutent n'importe quoi. Il suffit d'allumer sa télé ou sa radio, y a franchement de quoi rendre complètement débile profond son propre chien ou chat.... Ce qui me fait marrer, c'est les gens qui se plaignent de ça, ça aussi, je suis désolé, mais c'est complètement débile ! T'as juste à éteindre ta télé et ta radio, personne t'a jamais obligé à les écouter ! S'il fallait interdire toutes les chansons débiles, j'ai peur de devoir vous annoncer que les radios et les télés seront toutes au chômage, liquidation totale, redressement judiciaire, plans sociaux généralisés.... Le problème c'est pas les chanteurs débiles. Le vrai problème : c'est les gens qui les écoutent !@@secretaireecho3910

  • @rasoamiaramananjatovomarin4316
    @rasoamiaramananjatovomarin4316 8 месяцев назад

    Le nanao an'ito clip ito no tokony nalaina t@ jeu des Îles. Diso fipetraka le concepte

  • @jerstrotpicard802
    @jerstrotpicard802 8 месяцев назад

    Sokiro tsara ni Sofina dia mahahiza miheno fa ni sofinareo angamba efa feno nana ka maimbo be tsimaintsy manakinana fona ny vendra P

    • @liantsoarakotomanana2811
      @liantsoarakotomanana2811 8 месяцев назад

      Tena ny sofinao kosa ry zoky no feno nana raha hoe tianao ilay hira ka…

    • @faniramia51
      @faniramia51 8 месяцев назад

      @@liantsoarakotomanana2811Tsy azoko mihîntsy hoe Inona no maharatsy ilay hira. Mba lazao fa tsy azoko? Sa vé tsisy tena ratsy ???

  • @mioraandriamifidy5214
    @mioraandriamifidy5214 8 месяцев назад

    Tena nosimbainy tanteraka ilay hasin'ilay hira. Ny rivotra mitsoka no maha maika azy fa ilay fanahin'ilay asa soratra tsy nomeny voninahitra... Tena tsy izy 👎👎👎. Tanora tsy avotra!

  • @miainarak889
    @miainarak889 8 месяцев назад

    Manta mohaka kosa aloha lay nanovany azy

  • @tinasoaprincia9632
    @tinasoaprincia9632 9 месяцев назад

    Mba avereno mo le tantara lava reny e, tsara be reny

    • @podgasy
      @podgasy 9 месяцев назад

      ilay ohatran'izao ve sa lay ahoana?

  • @FamezantsoaErika
    @FamezantsoaErika 11 месяцев назад

    Milay

  • @tombosongerald9399
    @tombosongerald9399 Год назад

    aaaaaan eeeeeee

  • @yvanranalinjato9433
    @yvanranalinjato9433 Год назад

    Tsara eh❤😅

  • @jeanpierrevalerie1160
    @jeanpierrevalerie1160 Год назад

    😅😅😅😅😅😅😅😂😂😂

  • @southji2822
    @southji2822 Год назад

    Lay tantara aloha tokony ho tsara fa ny mpilalao tsy mahazatra ny sofiko ny feonjare

  • @mariejeannine6275
    @mariejeannine6275 Год назад

    🤣🤣🤣🤣🥰🥰🥰