Aaron en parle
Aaron en parle
  • Видео 71
  • Просмотров 1 217 422
VOKY - L'Hymne des Grand Mères Malagasy 🇲🇬
Hira Fanevan'Bebe ndray ary 🎼
Prise, mixage & mastering : Ismael Music
Cadrage : Loïc & Arilaza
Misaotra ny figurants rehetra sy ilay abonné napindrana ny sakany. 🐈‍⬛
Code promo TOP : 10 na 5 euros de bonus
Téléchargez Taptap Send Madagascar ici : taptapsend.onelink.me/Lrab/Aaronenparle
Просмотров: 8 338

Видео

IZA AMINAY 4 NO HIASA ANY USA ? - Aaron (Ft.Tefi, Fy, Mdg Aesthetics, Neptunia)
Просмотров 37 тыс.21 день назад
Hifaninana anatin'entretien d'embauche teny Anglisy zay sy i La page de Tefi, Fy, ary Neptunia ka ho hita eo hoe iza no tokony ho voaray amin'ilay stage professionnel. 🛫 Tongava maro amin'ny forum de recrutement karakarain'i MRWay zao sabotsy 11janvier zao rah tena te ho any USA koa nareo ao amin'ny Radisson Blu amin'ny 9h, aza adino ny Cv amin'ny teny Anglisy. Misaotra MrWay sy Taptap Send Mad...
INONA NY FAHASAMBARANA HO ANAO ? - Aaron
Просмотров 6 тыс.Месяц назад
Mirary atsika ho samy ahatratra an'zay mahasambatra atsika amin'ity 2025 ty. ✨ Misaotra MVola sponsor an'ty video ty nanaraka atsika nandritrin'ny fety 🎄 Misaotra anareo nampiasa ny code promo Taptapsend TOP azahoanareo 10euros na 5 euros de bonus. Dia amin'ny 2025 ndray aryy eee ✨🍾🎇
Mon année folle de 2024 et notre 1er sapin - Aaron
Просмотров 3,8 тыс.Месяц назад
Ty taona 2024 ty no nitondra fiovàna be indrindra tamin'ny fiainako ka ndao mbo resahana kely eo am-panaovana miaraka ny sapin anay voalohany. 🎄 Aza adino ny Mpaymaka décoration sy cadeau am'ty andro fety ty miaraka amin'ny Mvola 🎅🏽 10 na 5euros de bonus miaraka amin'ny code promo Taptapsend : TOP
SALUT LES VENDRAPÉS - JO BASSIN (Hymne officielle du délestage à Madagascar)
Просмотров 11 тыс.2 месяца назад
Hira faneva ofisialy ny délestazy sy ny fatapahan-drano. 💡💦 Director : Claude François DOP : Steven Spielberg Assistant director : Mike Brant Lyrics : Ed Sheeran sy Dadju Edited / Graded : Jackie Chan Sound Design : Dadatoa Bazila Habillage : GOTRY Le son n'est pas disponible sur toutes les platerformes comme Spotify ou Deezer car Jo Bassin ne sait pas s'y inscrire. Code promo Taptapsend : TOP ...
ENTRETENIR LA FLAMME - Les 5 langages
Просмотров 3,9 тыс.2 месяца назад
Inona no mampitàna ny fitiavana ? Zay no niheritreretinay nandritrin'iny herinandro iray alavitrin'ny rotoroton'ny fiainana andavanandro iny 🛫 Misaotra ny hôtel vaovao Le Vahine Eco-Resort nandray anay ✨
RESAKA VOLA - AARON EN TOROHEVITRA 1 💡
Просмотров 3,5 тыс.4 месяца назад
Concept vaovao hifampizaràna torohevitra-na mpinamana ara-biritoelina maro samihafa, resaka vola ity voalohany ty mba ho samy alavitra ny olana ara-bola isika. 💸 10€ na 5€ code promo taptapsend : TOP Télécharge Taptap Send Madagascar ici : taptapsend.onelink.me/Lrab/Aaronenparle
ASTÉRIX ET OBÉLIX DE MADAGASCAR (Court-Métrage) - Aaron Ft. Tefi & Bob Tobias & NirinA
Просмотров 26 тыс.7 месяцев назад
Tanjona et Balita, fans des célèbres Gaulois Astérix et Obélix, sont 2 Malagasy qui rêvent d'aller aux Jeux Olympiques de Paris 2024. 🏟️ Partenaire : Ambassade de France et l'IFM Sponsor : TaptapSend Merci aux acteurs @ la page de Tefi @Bob Tobias @Sombiniaina @ NirinA @Steev ÔCam @Kevin Ordi Rak @Neptunia Réalisation, Écriture et Montage : Aaron Ramanase Équipe tech : E-mages et Zoom films Cha...
ON TESTE LA 1ÈRE LAMBORGHINI À MADAGASCAR 🇲🇬 - Aaron
Просмотров 23 тыс.10 месяцев назад
Ahoana marina ny hamafy ny fandehan'zany lamborghini zany ? 🏎️ Télécharger Taptap Send Madagascar ici : taptapsend.onelink.me/Lrab/Aaronenparle Misaotra an'i Tojo Ranaivo nanatanteraka ny nofiko iray ✨🙏🏼 Équipe technique : E-mages
NY ANDRO IRAY RAHA MPANDRAOKA FAKO - AARON
Просмотров 26 тыс.10 месяцев назад
Hiditra anatin'ny adavanandron'ny asa-na mpandraoka fako isika ✨ 5€ na 5 dollars de bonus au 1er envoi raha mampiasa ny code promo taptapsend vaovao : TOP ❤️ Téléchargez l'appli ici : taptapsend.onelink.me/Lrab/Aaronenparle Merci aux éboueurs et SMA, E-mages et ZOOM films Mada 🎥
L'histoire de ma demande en mariage 💍
Просмотров 11 тыс.11 месяцев назад
Androany tantaraiko aminareo ny nanomànako aniny fangatahana nataoko iny ✨ Ho solon'ilay valopy tsodrano dia afaka ataonareo fampiasana code promo Taptap Send Madagascar sady azahoanareo 10 euros de bonus : Aaron586 Téléchargez l'appli ici : taptapsend.onelink.me/Lrab/Aaronenparle Merci KFC Madagascar c'était trop bon ❤️
MANDIHIZA RAHITSIKITSIKA 💃🕺🏽 (ft.Tefi, Kanto, Fitiavana et Sam Kwan)
Просмотров 34 тыс.11 месяцев назад
MANDIHIZA RAHITSIKITSIKA 💃🕺🏽 (ft.Tefi, Kanto, Fitiavana et Sam Kwan)
REHEFA GASY MITENY FRANTSAY - AARON (Ft.NirinA)
Просмотров 17 тыс.Год назад
REHEFA GASY MITENY FRANTSAY - AARON (Ft.NirinA)
MIVERINA MI'SKETY - Aaron
Просмотров 3,3 тыс.Год назад
MIVERINA MI'SKETY - Aaron
DAIN 🍔 - Aaron (Ft. Fy, Tefi, Neptunia)
Просмотров 57 тыс.Год назад
DAIN 🍔 - Aaron (Ft. Fy, Tefi, Neptunia)
Ataon'ny mpangataka inona ny Vola ? - Aaron
Просмотров 7 тыс.Год назад
Ataon'ny mpangataka inona ny Vola ? - Aaron
REHEFA KIZITINA ! - Aaron
Просмотров 55 тыс.Год назад
REHEFA KIZITINA ! - Aaron
TOLIARA TSY MIRORO - Aaron en voyage
Просмотров 28 тыс.Год назад
TOLIARA TSY MIRORO - Aaron en voyage
CULTURE MARÉCHAL #1 🎖️ (Ft Tefi, Rouks et Jo)
Просмотров 16 тыс.Год назад
CULTURE MARÉCHAL #1 🎖️ (Ft Tefi, Rouks et Jo)
HAN ?#5 - BEST DUOS 👥
Просмотров 16 тыс.Год назад
HAN ?#5 - BEST DUOS 👥
RIATAKO NY PAROLES ! #2🎙️ (Ft Mirado)
Просмотров 35 тыс.Год назад
RIATAKO NY PAROLES ! #2🎙️ (Ft Mirado)
REHEFA MAY VAVA - AARON
Просмотров 33 тыс.Год назад
REHEFA MAY VAVA - AARON
HAN ?#4 - REVANCHE DES COUPLES (Ft Antso, IzahayRoaKely)
Просмотров 22 тыс.Год назад
HAN ?#4 - REVANCHE DES COUPLES (Ft Antso, IzahayRoaKely)
DIÉGO SUAREZ - le fameux cadeau
Просмотров 32 тыс.Год назад
DIÉGO SUAREZ - le fameux cadeau
L'anniversaire surprise de ma copine...
Просмотров 14 тыс.2 года назад
L'anniversaire surprise de ma copine...
J'achète une voiture chez le concessionnaire
Просмотров 9 тыс.2 года назад
J'achète une voiture chez le concessionnaire
RIATAKO NY PAROLES ! #1 🎙️ (Ft Denise, Lionnel Myree, Neptunia, Jillian)
Просмотров 14 тыс.2 года назад
RIATAKO NY PAROLES ! #1 🎙️ (Ft Denise, Lionnel Myree, Neptunia, Jillian)
TAMATAVE - Aaron en voyage
Просмотров 24 тыс.2 года назад
TAMATAVE - Aaron en voyage
RAOVINA NY MARIAGE ?
Просмотров 5 тыс.2 года назад
RAOVINA NY MARIAGE ?

Комментарии

  • @jtaax
    @jtaax День назад

    Je redécouvre la vidéo et je le redis encore une fois, c'est une masterclass👌 !

  • @RojoArmelRANDRIANARIVO-g1q
    @RojoArmelRANDRIANARIVO-g1q День назад

    Mpampianatra

  • @Tsiky-d1c
    @Tsiky-d1c 2 дня назад

    avec mon zizi ! 🤣 Sow show show 🤣

  • @jtaax
    @jtaax 3 дня назад

    Tena mafinaritra rangah ! On sent carrément l'esprit du Sud.

  • @jtaax
    @jtaax 4 дня назад

    Il faudrait penser à une suite

  • @natouhraj7508
    @natouhraj7508 4 дня назад

    Tena tsara...niomehy du début jusqu'à la fin with the help of the holy spirit 😌😌😌😌🤣🤣🤣

  • @BienvenuMarolahy
    @BienvenuMarolahy 4 дня назад

    😂😂

  • @Valisoa-h5t
    @Valisoa-h5t 6 дней назад

    Mahay mamorina ah😂😂😂😂😂😂

  • @jtaax
    @jtaax 7 дней назад

    Rahoviana ny Malagasy distingués 4 e ???

  • @nantenainaraharisoa
    @nantenainaraharisoa 7 дней назад

    Tiako be le. Concept. De mahafinaritra be daholo nareo

  • @emsyraharijaona3829
    @emsyraharijaona3829 7 дней назад

    Na dia efa impiry nojereko aza ty vidéo ty dia tena mampihomehy ahy foana! Mankasitraka anareo mampitsiky reto a♥♥

  • @LiantsoaDjianahRAVONINAHITRA
    @LiantsoaDjianahRAVONINAHITRA 7 дней назад

    Couple goal <3 <3

  • @babomalik1084
    @babomalik1084 9 дней назад

    Il dit quoi

  • @BAOGasy
    @BAOGasy 10 дней назад

    Sur mintsy 😂😅😅

  • @Mouhartemrojokatia
    @Mouhartemrojokatia 10 дней назад

    manalasa be 😂

  • @legarmusic
    @legarmusic 10 дней назад

    😂😅 tena manao a😅

  • @RAJOROMANANA
    @RAJOROMANANA 11 дней назад

    N'y an'i tefy rangah tena mapme AAA 😂😂😂

  • @RAJOROMANANA
    @RAJOROMANANA 11 дней назад

    N'y an'i tefy rangah tena mapme AAA 😂😂😂

  • @RAJOROMANANA
    @RAJOROMANANA 11 дней назад

    You know Novotel ,it's mine 🤣🤣🤣maty ah

  • @kolins_maker1920
    @kolins_maker1920 11 дней назад

    *Ay ve efa lehibe le zanako marina mafy * C trop ca 😂et le * je grandis plus * 😂😂😂

  • @Mouhartemrojokatia
    @Mouhartemrojokatia 11 дней назад

    marina lesy aleko taizalika lelena

  • @ArivelAmazon
    @ArivelAmazon 11 дней назад

    Teneno any izany ny Fitondrana

  • @fabiendyleinski7407
    @fabiendyleinski7407 12 дней назад

    Top , moi petit vasa au niveau de la sécurité route trajet et surtout la ville de morondave comment l’ambiance ? Je vois que tu est malgache bien sûr tu parle la langue et tu est toujours accompagné voiture guide famille etc c’est plus facile ,donc Vasa sans guide qui parle pas la langue Cho ou pas ?? J’ai déjà fait le nord de l’île deux fois jamais de problème

  • @LALAIvannaTrecha-wn1vv
    @LALAIvannaTrecha-wn1vv 13 дней назад

    Kiffeko ty ray ty 🤣🤣🤣🤣

  • @rsammouel
    @rsammouel 13 дней назад

    Hahaha 😂😂😂

  • @Sarah-d4w6b
    @Sarah-d4w6b 14 дней назад

    Ra otran nareo daholo ny olona tena mba miaina normalement ny olona mahereza manao soa fa mivaly @ reo ny soa ataonareo

  • @ndoumahan431
    @ndoumahan431 15 дней назад

    Come here to Unaitid State Neptunia 😂 you guys made my day. Quick hello from San Antonio TX 🙂👋

  • @RojoprinciaRanjanivombahoakaro
    @RojoprinciaRanjanivombahoakaro 15 дней назад

    Malemy aho ry Aaron a😂😂😂

  • @RojoprinciaRanjanivombahoakaro
    @RojoprinciaRanjanivombahoakaro 15 дней назад

    Mampalahelo ny fireneko. Aty amin'ny Firenena misy ahy Tena madio. Tena miasa ny fokontany aty amin'ny fanadiovana ny tanana. Mahatsiaro ilay gasikarako tobiny fako aho rehefa mahita an'izareo mitsimpona ny fako isan'andro

  • @antsaandrianirina-vl2zd
    @antsaandrianirina-vl2zd 16 дней назад

    Ity kosa aloha na lava be aza ilay vidéo tena hoe tapa tsiny du début jusqu'à la fin 😂😂😂 bravo a vous. PS Hay vé Tefi mahay mi speak bé e

  • @santiandriamihaja28
    @santiandriamihaja28 16 дней назад

    Le you too de Tefi 😂😂😂

  • @FaniloNiaina-o8r
    @FaniloNiaina-o8r 18 дней назад

    Taitra be ah tamle hoe Mother😭😂 Hay nivadika maman'i Cocktail tampoka😫

  • @kyelandye
    @kyelandye 18 дней назад

    Tsara ny voky 🤭 🐈

  • @andriamilaminamanohiarivel6083
    @andriamilaminamanohiarivel6083 18 дней назад

    mdg seems like she was training for this moment her whole life🤣🤣🤣🤣

  • @RojoprinciaRanjanivombahoakaro
    @RojoprinciaRanjanivombahoakaro 18 дней назад

    Mahafinaritra rangaha ty pages ty a. Malemy foana aho

  • @Naschim
    @Naschim 18 дней назад

    Concept génial 👍

  • @yeux-ritiana1112
    @yeux-ritiana1112 18 дней назад

    "My father can't come so..." "Vinegar in a cocktail" it's killing me. Hear you all speak english with such pronunciation is milay be. Thank you for that and I hope we'll see a lot of these concept

  • @FaniryRasamoelison
    @FaniryRasamoelison 19 дней назад

    Depuis la sortie de ta vidéo, ma fille me demande de la passer et en boucle tous les jours 😂. Mahery elah e

  • @linasamuel09
    @linasamuel09 19 дней назад

    bebe kosa fetsy be .. kay tap tap send le raha 😂🥬🥩🍌

  • @tojonirinasam
    @tojonirinasam 20 дней назад

    KKKKKKKKKKKKK

  • @ryanlord7604
    @ryanlord7604 20 дней назад

    Drama boy b ilay Aaron

  • @hobiarinalaRAKOTOARIVONY
    @hobiarinalaRAKOTOARIVONY 20 дней назад

    Tena milay! 👍

  • @LanjaManohizo
    @LanjaManohizo 20 дней назад

    Latsaha ah 😂 sady mahay dehanché be i Bebe 🤣

  • @ranaivosoneliah325
    @ranaivosoneliah325 20 дней назад

    Tena aoka Bebe aaa 😂

  • @pounierandria7050
    @pounierandria7050 20 дней назад

    Milay be daholo ilay concept fa mba asio tohiny raha mba mety eh... mahafinaritra be ahy ito ary koa ilay Deinnn!! iny. Vous êtes tous hyper drôles, mais je sais pas, Fy m'a tué du début jusqu'à la fin 🤣

  • @MevamihajaRanjhaBienella
    @MevamihajaRanjhaBienella 20 дней назад

    Ripaka ah amle mamono lolo 🤣🤣 Really funny 🤣🤣

  • @RasoanihantaHaingotiana
    @RasoanihantaHaingotiana 20 дней назад

    Thank you so much 🎉❤

  • @ImRia-gj2gf
    @ImRia-gj2gf 20 дней назад

    😂😂😂 "Vovovovoky" Tena mafy mihitsy lery!

  • @natachacorinenorosoasehenoandr
    @natachacorinenorosoasehenoandr 20 дней назад

    tena manao an 🤣🤣🤣🤣🤣🤣

  • @vatosoa_razafindrazaka
    @vatosoa_razafindrazaka 20 дней назад

    Tiako be. Merci beaucoup