TORITENY - ANDRIAMAMPIANINA Zaka - FJKM
TORITENY - ANDRIAMAMPIANINA Zaka - FJKM
  • Видео 44
  • Просмотров 11 387
"Ny Toetra TELO Kristiana". II Timoty 2:3-7
Atoa ANDRIAMAMPIANINA Zaka, Mpitandrina FJKM Tanjombato Maritiora
3 Miaraha miaritra ny mafy amiko hianao tahaka ny miaramila tsaran’ i Kristy Jesosy.
4 Ny miaramila manafika dia tsy mba misy maningo-tena amin’ ny raharahan’ izao fiainana izao, mba hahafaly izay efa nifidy azy ho miaramila.
5 Ary raha misy manezaka amin’ ny filalaovana, dia tsy satrohana satro-boninahitra izy, raha tsy manezaka araka ny lalàna.
6 Ny mpiasa tany izay misasatra no tokony ho voalohany handray ny vokatra.
7 Diniho izay lazaiko, fa homen’ ny Tompo fahazavan-tsaina ny amin’ ny zavatra rehetra hianao. II Timoty 2:3-7
Просмотров: 380

Видео

"Pratikan'ny FINOANA" Hebreo 11:39-40
Просмотров 3644 года назад
Atoa ANDRIAMAMPIANINA Zaka, Mpitandrina FJKM Tanjombato Maritiora "39 Ary ireo rehetra ireo, na dia efa nahazo laza tsara noho ny finoana aza, dia tsy mba nandray ny teny fikasana, 40 fa Andriamanitra efa namboatra izay tsara lavitra ho antsika, mba tsy hatao tanteraka ireo raha tsy efa mby eo koa isika." Hebreo 11:39-40
"Sady Marina no Mpino" Daniela 6:23-24
Просмотров 1684 года назад
Atoa ANDRIAMAMPIANINA Zaka, Mpitandrina FJKM Tanjombato Maritiora "23 Andriamanitro efa naniraka ny anjeliny ka nanakombona ny vavan’ ny liona tsy handratra ahy, satria fahamarinana no hitany tamiko; ary teo anatrehanao koa, ry mpanjaka ô, tsy nanao ratsy aho. 24 Dia faly indrindra ny mpanjaka, ka nasainy nakarina avy ao an-davaka Daniela. Dia nakarina avy tao an-davaka Daniela, ary tsy hita ni...
FOMBA sa FAMONJENA Jaona 9:30-38
Просмотров 2004 года назад
Atoa ANDRIAMAMPIANINA Zaka, Mpitandrina FJKM Tanjombato Maritiora Jaona 9:30-38
Toriteny FTV - BMF Alahady 5 Jolay 2020
Просмотров 1064 года назад
Atoa ANDRIAMAMPIANINA Zaka, Mpitandrina FJKM DINGAN'NY FAMONJENA- Jaona 9 : 30-38
Toriteny FTV- BMF Alahady 7 Jona 2020
Просмотров 1134 года назад
Atoa ANDRIAMAMPIANINA Zaka, Mpitandrina FJKM Tanjombato Maritiora "Salamon'ny fifankatiavana". Salamo 133:1-3
Toriteny Alahadin'ny PASKA 2020
Просмотров 1624 года назад
Atoa ANDRIAMAMPIANINA Zaka, Mpitandrina FJKM "Mitana sy mampihatra ny sitrapon'Andriamanitra". Joba 19:25-27
AZA MAMALY RATSY NA AMIN'IZA NA AMIN'IZA
Просмотров 2975 лет назад
Atoa ANDRIAMAMPIANINA Zaka, Mpitandrina FJKM "Aza mamaly ratsy na amin’ iza na amin’ iza. Miomàna hanao izay mahamendrika eo imason’ ny olona rehetra.Raha azo atao, dia ataovy izay hihavananareo amin’ ny olona rehetra" Romana 12:17-18
BIBLIKA FA TSY KRISTIANA
Просмотров 3795 лет назад
Atoa ANDRIAMAMPIANINA Zaka, Mpitandrina FJKM
360 IREO IRAKA TELO MIANDRY NY FIANGONANA
Просмотров 1775 лет назад
Atoa ANDRIAMAMPIANINA Zaka, Mpitandrina FJKM
FIADANANA SY NY FAMELAN KELOKA
Просмотров 1 тыс.5 лет назад
Atoa ANDRIAMAMPIANINA Zaka, Mpitandrina FJKM
FAHASALAMANA SY NY MAMELA HELOKA
Просмотров 5435 лет назад
Atoa ANDRIAMAMPIANINA Zaka, Mpitandrina FJKM
VINA MPONINA
Просмотров 1075 лет назад
Atoa ANDRIAMAMPIANINA Zaka, Mpitandrina FJKM
TORITENY MAHAMASINA 21 Janoary 2018
Просмотров 2905 лет назад
Atoa ANDRIAMAMPIANINA Zaka, Mpitandrina FJKM
Nomery 6 : 24-27 -TSODRANO - Nomery 6 : 24-27
Просмотров 1305 лет назад
Atoa ANDRIAMAMPIANINA Zaka, Mpitandrina FJKM
361 CINQ ZERO
Просмотров 2055 лет назад
361 CINQ ZERO
JESOA NATAO FITSARAMBAHOAKA
Просмотров 1055 лет назад
JESOA NATAO FITSARAMBAHOAKA
FITSARAMBAHOAKA FIJERY SAMIHAFA
Просмотров 1825 лет назад
FITSARAMBAHOAKA FIJERY SAMIHAFA
MIHASIMBA NY FIANAKAVIANA
Просмотров 5915 лет назад
MIHASIMBA NY FIANAKAVIANA
TEBITEBY SY AHIAHY LALINA 01
Просмотров 1,9 тыс.5 лет назад
TEBITEBY SY AHIAHY LALINA 01
Toriteny Antsonjombe 19 janoary 2020
Просмотров 1365 лет назад
Toriteny Antsonjombe 19 janoary 2020
407 NY BAIBOLY MALAGASY
Просмотров 4015 лет назад
407 NY BAIBOLY MALAGASY
358 FIANGONANA TSARA TANTANA
Просмотров 475 лет назад
358 FIANGONANA TSARA TANTANA
374 MAHEFEHY FOTOANA II
Просмотров 325 лет назад
374 MAHEFEHY FOTOANA II
TENDROMBOHITRA FITO
Просмотров 475 лет назад
TENDROMBOHITRA FITO
372 MAHAFEHY FOTOANA I
Просмотров 1015 лет назад
372 MAHAFEHY FOTOANA I
362 NY FIROBOROBOAN'NY ANTOKOM PIVAVAHANA
Просмотров 375 лет назад
362 NY FIROBOROBOAN'NY ANTOKOM PIVAVAHANA
MPIARA MIASA HAFAHAFA II
Просмотров 355 лет назад
MPIARA MIASA HAFAHAFA II
MPIARA MIASA HAFAHAFA I
Просмотров 845 лет назад
MPIARA MIASA HAFAHAFA I
410 NY FACEBOOK OCT 01
Просмотров 605 лет назад
410 NY FACEBOOK OCT 01

Комментарии

  • @zoerazafiarinelina2831
    @zoerazafiarinelina2831 3 месяца назад

    Misaotra indrindra Pasteur

  • @zoerazafiarinelina2831
    @zoerazafiarinelina2831 3 месяца назад

    Misaotra indrindra Pasteur

  •  4 месяца назад

    Misaotra betsaka tompoko

  • @sittiarabbi6194
    @sittiarabbi6194 10 месяцев назад

    Mankasitraka hatrany Pasteur

  • @sittiarabbi6194
    @sittiarabbi6194 10 месяцев назад

    Mankasitraka Pasteur

  • @Nirina-zk1pi
    @Nirina-zk1pi Год назад

    Amen!mankasitraka Pasteur!

  • @rmfekspanda121
    @rmfekspanda121 Год назад

    Mankasitraka ny fomba fitorian'teninao aho Pasitera!

  • @rivoraza9227
    @rivoraza9227 Год назад

    Ny fanontaniako dia nahoana moa ny jiosy izany nomen'Andriamanitra tsy hihinana ireo biby izay nofaritany fa biby maloto, isan'izany kisoa ? Raha alalinina ny fanontaniany dia hoe niahy kokoa ny toe-pahasalaman'ny jiosy ve Andriamanitra fa ankehitriny kosa dia navelany hihinankinam-poana ny vahoakany. Amiko isany tsy mampihena an' Andriamanitra omaly sy anio io lafiny io.

  • @mireille0311
    @mireille0311 Год назад

    Mamely ahy mafy zany toroteninao zany Pastera misaotra nizara tompoko 🙏

  • @ravakarazanapahatelo3187
    @ravakarazanapahatelo3187 4 года назад

    Misaotra anao Pasteur manaiky hiasan'ny Fanahy Masina hitondra ny Teny ho anay vahoakan'Andriamanaitra.

  • @toriteny-andriamampianinaz5314
    @toriteny-andriamampianinaz5314 4 года назад

    Asa raha nitovy ny PAKA tsika, fa zaraiko aminao ny PAKA niainako t@ ity 12 Aprily 2020 ity. Ny PAKAKO Ny Pakako androany Tsy fahita izany Ny Pakako anio Tsy ambony dabilio Paka tsy niera Tsy hahita Pasitera Paka hafa indray Tsy nisy nampandray Paka hafa mihitsy Olom-bitsivitsy Paka tsy am-piangonana Fa Pakan'ankohonana Paka tsy iombonana Fa nisy Fihibohana Fa..... Pakan'i Jesoa Voky Teny soa Paka tena niavaka Feno fiainam-bavaka. Zaak