- Видео 79
- Просмотров 663 895
Mbolatiana Rakotoarivony Empreinte image
Добавлен 14 сен 2018
Réalisateur de Clip
Видео
NY ANTSA MASS CHOIR & ROJO NY AVO - Andriamanitra tokako
Просмотров 3814 месяца назад
Clip évangelique
MAKING OF Mbolatiana RAKOTOARIVONY 2024
Просмотров 188 месяцев назад
Director : Mbolatiana Rakotoarivony
GAEM - Ny Fireneko
Просмотров 33710 месяцев назад
Groupe Artististique Evangelique Miantso (FJKM Ankadindambo Ambohimangakely)
Tanora In faith - TAZOMY AHO
Просмотров 5 тыс.11 месяцев назад
Clip réalisé par Mbolatiana Rakotoarivony
GASY TSARA MIDERA & ROGER RAMAMPY - Ho avy Jesoa
Просмотров 13 тыс.Год назад
Clip évangelique gasy 2023
ZARAH - Mba heritrereto ( Clip 2023 )
Просмотров 108Год назад
Clip réalisé par Mbolatiana Rakotoarivony
AFF - HODY AHO (Ambasadôron'ny Fiadanana Sy Fahasoavana)
Просмотров 118Год назад
AFF - HODY AHO (Ambasadôron'ny Fiadanana Sy Fahasoavana)
TARATRY NY MAZAVA feat TOKY FITIA , RAVAKA PZP , FANAH , SAROBIDY PZP , TAHIRY PZP - Misaotra Anao
Просмотров 6 тыс.2 года назад
TARATRY NY MAZAVA feat TOKY FITIA , RAVAKA PZP , FANAH , SAROBIDY PZP , TAHIRY PZP - Misaotra Anao
Ndao hidera - Rantsana fanantenana (Ankizy ) & Zouky Andry (Clip 2022)
Просмотров 1,3 тыс.2 года назад
Ndao hidera - Rantsana fanantenana (Ankizy ) & Zouky Andry (Clip 2022)
AJANONY AMIN'IZAY (Ny kolikoly) - BIANCO & V.A.E (Vondron'ny Artiste Evanjelika)
Просмотров 7942 года назад
AJANONY AMIN'IZAY (Ny kolikoly) - BIANCO & V.A.E (Vondron'ny Artiste Evanjelika)
Jim Praise feat Dwayne Ali - Tsara loatra
Просмотров 4,2 тыс.2 года назад
Jim Praise feat Dwayne Ali - Tsara loatra
Cédric Juan - Fitiavana tsy mety hafindra
Просмотров 3982 года назад
Cédric Juan - Fitiavana tsy mety hafindra
GASY TSARA MIDERA - MIHIRA SY MANDIHY
Просмотров 16 тыс.3 года назад
GASY TSARA MIDERA - MIHIRA SY MANDIHY
GASY TSARA MIDERA feat YEDIDYA - Manàna finoana
Просмотров 46 тыс.3 года назад
GASY TSARA MIDERA feat YEDIDYA - Manàna finoana
Tsara❤❤❤
Voninahitra ho Andriamanitra irery ihany🙏
Tsara l Hira zao vao henoko 20/12/2024 makasitra
Arahabaina
Mirehareha aho fa manana ny jesosy🥹
❤❤❤
❤
❤tsara e misaotra ny Tompo am talenta omeny.
Misaotra an'ny Tompo aho noho ny aminareo! Mampahery 🙏💪
Makasitraka ee ! 💒💌💌🙏🙋
Amen
Amen ! Makasitraka tompoko ,deraina ny tompo 💒💌💌💌🙏🙋
Amen ! Makasitraka tompoko ,deraina ny tompo 💒💌💌💌🙏🙋
❤❤❤
Gamikrin
Tena tsara loatra Ty hira Ty 🙏🙏🙏
Tena fotoana tsy tokony hieritreretana zavatra hafa intsony fa ny zavztra any zmbony ihany
Lko lko justie
Tena tiko ti hira ti💕
Bravo tsika 😘😘
Sexy mints lé zoky mpihira ty
Tiko lôtreeee
Tsara be ny hira mankasitraka tompoko amin ny fizarana
great i like
Actress name?
Matsiro foan e
🌹
deraina Jeso misaotra anareo e tsara be
Kîiîooo99kkiiiîei⁸3kiî⅝555gffĝgfg
fiadana e!msaotra e,tsara be ny midera ny tompotsika e
Tsar le hira ❤🎶
😘
Fiderana mandrava sakana (GTM) Io ilay fiderana mandrava sakana e Io ilay fiderana mamaha fatorana e Izay maheno azy e Dia manao hoe Izay ilay fiderana mampahery e Ny ankizy falifaly Ny tanora falifaly Ray amandreny falifaly Dadabe e falifaly Nenibe e falifaly Olo-jiaby e Faly faly faly Fa hidera an'i Jeso (X2) Refrain : Otrizao zahay rehefa midera (x2) Otrizao zahay rehefa mandihy (x2) @ fonay @ sainay @ herinay No hideranay ny Tomponay (X2) ..... Eto anatrehan'ny Tompo No hitsinjahako Santarina eto an-tany Ilay fiderana Tsy mijanona raha tsy any an-danitra any (X2) Ny ankizy falifaly Ny tanora falifaly Ray amandreny falifaly Dadabe e falifaly Nenibe e falifaly Olo-jiaby e Faly faly faly Fa hidera an'i Jeso Refrain ..... Refrain
ilay fitafiana (pataloha) ambany mba ataovy malaladalaka raha mety e! fa tena gasy tsara midera tokoa ianareo. DERAINA NY TOMPO. amen
Tsarq
🙏🏽
Mankasitraka
Jéhovah Tompo hanadratra anareo hatraminy farany ,tena tsara bé Ilay hira nareo rehetra ... Akafiziko satri tsara midera
okay eeee 😂😍👐
Tsara NY midera
Anjjarahohay
Tsara le hira mampahery b
TENA TSARA BE BRAVO
Fiderana mandrava sakana,Aleloia
Mankasitraka tena toraka voninkazo ho anareo 🌹🌹🌹👍👍👍
Amen
Ankafiziko!!!
Mankasitraka tompoko !
Inona tokoa moa izay izaho no nofidianao hanao ny asanao Jesosy ? Mpanompo tsy mahasoa fa inty aho iraho aho. Mitomboa amin'ny fahasoavana daholo ianareo
Mafinaritra e. Hafa Ian zan fiderana zan, ar tena mandrava sakana
Mahafinaritra e Tahiny Tompo nareo