- Видео 7
- Просмотров 48 816
Tambahoaksa Andria
Добавлен 30 окт 2017
Видео
NAKA RABEMANANTSOA AMBARAMBARAO (KALON'NY FAHINY)
Просмотров 2,9 тыс.7 лет назад
NAKA RABEMANANTSOA AMBARAMBARAO (KALON'NY FAHINY)
VELOMA RY SAIDOMARA-KALON'NY FAHINY
Просмотров 2,4 тыс.7 лет назад
VELOMA RY SAIDOMARA-KALON'NY FAHINY
ROSSY SOPHIE RAVELOMANANTSOA RNM THEME MAKI SONG
Просмотров 28 тыс.7 лет назад
Feonkira nataon'i Rossy, namatarana manokana an'i Sophie RAVELOMANANTSOA tao @ RNM.
❤❤ mahatsiaro ny fahazazana sy ny feo mangan'i Sophie Ravelomanantsoa. Tena vo androany vao fantatro hoe i Rossy no tompony, tena mahay izy bravo be 👌❤️👏
mampahatsiaro ny fahazazana eo ampototry ny radio mihaino ny RNM indrisy... tantara sisa ny fahiny....
Zanaka Bara ialahy na zana-tSakalava na zanak’Ambaniandro koa é Fanirian’ialahy hatramin’izay ny ho lasa miaramila matiloa é. Saingy tsy anjaran’ialahy velively no mandahatra an’izany a Indro ialahy fa lasa miaramila, miaramila ambonin’ny tany a. An an, nefa lavi-dranomasina (2) Henjakenjana ny fiainan’ialahy tany ambanivohitra taloha é. Hany ka moramora tamin’ialahy ny nandeha nitodi-doha. Nisy bekibo nilaza tamin’ialahy handeha ho any Antananarivo Ny karama nomeny an’ialahy zara raha mihoatra ny arivo. Nefa lavi-dranomasina. Nataony FRS ialahy Dia nihevitra tsy ho resy ialahy satria niambozona ny basy marovava jiosy a (2). Antananarivo anie ka malaza, malaza maditra vahoaka é. Indro ialahy fa voabaikon’ny ambony, voabaikon’ny ambony mba hitroatra é. Dia nanomboka sabotsy maraina tsy nifarana raha tsy andro talata basin’ialahy irery no miteny, niresaka nitatatata é. Eee Tamin'ny 13 mey a. Maromaro ny akamanareo no voalevon’ireo bandy kely a. Saingy ialahy no tena kômandô ka afaka nitsoaka sy niery a. Nandao fanjakana ny dadaben’ialahy, nandositra nankany Mandritsara. Saingy ialahy no nahitahita nifikitra teto Vohitsara Ho GMP a. Fa mbola FRS ialahy Mbola nihevitra tsy ho resy ialahy satria Mbola manana ny basy marovava jiosy a (2). Nangidihidy ny tanan’ialahy nandritra an’ilay herintaona a Ialahy bandy kely efa zatra combat, manondronondro lalana foana. Nisy antokon’olona nilaza tamin’ialahy, nilaza ho tena fetsifetsy a. Nampanantena nilaza tamin’ialahy, hanavotra indray ny FRS é. Voafitaka ialahy a. (2) Maromaro ny akamanareo no niakatra teny am-pitsarana a Voaheloka mafy ianareo tamin’izany namono filoham-panjakana Efa maty ialahy vao olo-malaza, maty teny Ambohijatovo. Nalaza ratsy toy ny jiolahy, maty lavitry ny vovo. Tsy nisy nitomany a. Tsy nahazo môzôlé a. Efa resy ialahy le Zimbo Fa nihevitra tsy ho resy ialahy satria Navadiky ny basy marovava jiosy a (2). tononkira.serasera.org
👋
Magnifique
sao dia mba misy feonkira rnm hafa ihany koa azafady, tena mitady aho fa tsy mahita nefa ny titre-ny tsy haiko. misaotra mialoha. mitomboa hasina daholo🙏
Mandria an piadanana Sophie.
Handry am-piadanana i Sophie RAVELOMANANTSOA ! Nandrotsirotsy ny fahazazàna 💔😥
Bonjour. Sao misy manana contact an’ilay auteur svp
i Rossy Paulbert Rahasimanana e Rossy mpihira
tsara!!!!
Mankasitraka eh
Manan-talenta mihitsy i Rossy.
Tiko ,Radio Madagascar !
madagasikara tanindrazako.I moasary fahavaloko.Taniko tanindrazanay i Madagasikara. Ampoko lalan dava ianao ry gasikara malalanay. Misaotra tamin'ilay nostalgie RNM
Tena tsy fantatro ity Feon-kira ity , Fa Tena Manja Be, Tsara Be Misaotra Betsaka Tompoko O!
Jereo ny album Island of ghost fa be feon_kira any ROSSY tsara be maro ao
tena tsara mintsy
tsara be ilay feon_kira
tsara be ilay feon_kira
mankasitraka e!
tsara
Tsara tena tsara
Ambarambarao re ry kintana kely Mba ho henon-dRahely Akaiky va re hono ny andro maraina Nandrasan'ny saina Mba lazalazao re ry lanitra ambony 'Zany vetson'ny fony Masoandro hanazava ny aizin'ny tany Kanjo tselatra ihany Injay misy taratra kely misoko Mitsilo ny foko Injay ohatra ny misy feo hafahafa Mamelona tafa Dia tafa midinika fanantenako Mitondra korana Korana mitory fifalifalian'e Fa tojo ny tiana