- Видео 10
- Просмотров 110 875
Analamahitsy AFA
Добавлен 20 май 2019
Telo izay iray - Antsan'ny fifohazana Analamahitsy - AFA
ô ! Ry TELO izay IRAY
DERAINA MANDRAKIZAY !
Satria ianao ilay nahary namorona ny zava-drehetra
satria ianao irery ihany namorona izao rehetra izao
Ianao no nanetri-tena handraisanay famonjena
Ianao no tonga eto an-tany hampiavana anay aminao
Manavao anay ianao, nampianatra anay fahendrena
Mitarika anay ianao hahatonga anay ho olo-masina.
ô! Ry telo izay Iray : DERAINAY , MANDRAKIZAY
DERAINA MANDRAKIZAY !
Satria ianao ilay nahary namorona ny zava-drehetra
satria ianao irery ihany namorona izao rehetra izao
Ianao no nanetri-tena handraisanay famonjena
Ianao no tonga eto an-tany hampiavana anay aminao
Manavao anay ianao, nampianatra anay fahendrena
Mitarika anay ianao hahatonga anay ho olo-masina.
ô! Ry telo izay Iray : DERAINAY , MANDRAKIZAY
Просмотров: 5 219
Видео
Ianao Jesosy no hitokiako Antsan'ny Fifohazana Analamahitsy AFA
Просмотров 16 тыс.5 лет назад
Iza tokoa moa ry Jesoa Tompoko no hitokiako ? hafa tsy Ianao ilay NAHARY AHY Hira tena mampahery ! Atoloty ny AFA Analamahitsy ankehitriny. Na misy aza ny aretina mafy izay mahazo ahy ! Namisy aza fizahan-toetra mafy mamely ahy ! Mba manana an'iza aho: HAFA TSY IANAO ILAY NAHARY AHY.
He Jehovah _ Antsan'ny Fifohazana FJKM Analamahitsy _ AFA
Просмотров 7 тыс.5 лет назад
Antsan'ny Fifohazana Fjkm Analamahitsy Salamo 23: "NA DIA MANDEHA LOHASAHA ALOKY NY FAHAFATESANA AZA AHO, DIA TSY HTAHOTRA NO LOZA AHO. FA IANAO NO AMIKO." Jehovah no Mpiandry ahy, tsy hanan-java-mahory aho. 2 Mampandry ahy amin’ ny ahi-maitso Izy; Mitondra ahy eo amoron’ ny rano fialan-tsasatra Izy. 3 Mamelombelona ny fanahiko Izy; mitarika ahy amin’ ny lalan’ ny fahamarinana noho ny anarany I...
MALALANY Antsan'ny Fifohazana FJKM Analamahitsy - AFA - Hira fampaherezana
Просмотров 12 тыс.5 лет назад
Dira fiderana sy hira fampaherezana Atolotry ny AFA Analamahitsy _ Antsan'ny Fifohazana Analamahitsy _ ho anao. " Satria malala eo imasoko ianao, eny be voninahitra sady TIAKO." ho ny Tompo. Koa : Aza mba kivy na very finoana amin'izao fiainana izao. satria : Ilay tompon'ny hery sy fahefana hampandresy anao ka aza mihanahana. HEREZO NY DIA, MIFALIA sy MATOKIA
Antsan'ny Fifohazana Analamahitsy - AFA FJKM Analamahitsy Loharano kely
Просмотров 3 тыс.5 лет назад
TSAROVY FA : IANAO !! loharano kelin'i Jesoa MIBOIBOIKA, VELONA sy MAHERY. Antsan'ny Fifohazana Analamahitsy _ LOHARANO KELY
AFA FJKM Analamahitsy Zakaiosy
Просмотров 2,3 тыс.5 лет назад
Fampiarana ny tantaran'i Zakaiosy, ilay lehilahy lehiben'ny mpamory hetra, izany hoe: Lehiben'ny mpiasam-panjakana. Naniry fatratra hahita an'i Jesoa, ka indro safononoka tokoa. Raha toa ianao maniry fiainam-baovao Mitady vahaolana amin'ny adinao Dita TOKANA ihany, no azo ambara anao. AVIA manatona an'i Jesoa Kristy.
Faniriako AFA FJKM Analamahitsy
Просмотров 12 тыс.5 лет назад
Mahereza Tia anao Jesoa. Mamboraka fitia tsy misy fetra ho anao Izy Malefadefaka mambabo fo tokoa. Tsapako fa ory tokoa ianao rehefa injay aho minia tsy mihaino anao. Ankehitriny, dia : Ho VOADIKO ny ho eo anilanao Raha saraka anao aho tompo ô ! Raha manalavitra anao izany foko Jesoa. Dia MBA TOLORY AHY NY HERY Hahaizako ny HIVERINANA aminao. Na inona zava-tsoa ety, Tsy misy hatakalokoa anao ZO...
AFA FJKM Analamahitsy _ Tanambokovoko - Hira fiderana
Просмотров 7 тыс.5 лет назад
Manintona ny saiko, ka indro fa hiraiko ilay TANAMBOKOVOKO Tariho aho hahalala ny haben'ny hantranao Ka tsy hisalasala hiantoraka aminao. Antsan'ny fifohazana Analamahitsy : Mirary indrindra hitomboanao ao amin'i Jesoa Kristy Tompo amin'ny alalan'ity hira fiderana ity
Antsan'ny Fifohazana FJKM Analamahitsy - AFA - Hira fampaherezana - Mivavaha
Просмотров 25 тыс.5 лет назад
Mivavaha mandrakariva ka aza mitsahatra. Hira fiderana, Hira fitoriana ny filazan-tsara ho fampaherezana. Atolotry ny AFA Analamahitsy (Antsan'ny Fifohazana Analamahitsy) ho anao. MIVAVAHA IANAO ! Eny Mivavaha Ary aza mitsahatra .... Mihainoa finaritra. Hirariana indrindra hitondra hery ho anao ity hira ity.
AFA - Antsan'ny Fifohazana Analamahitsy - MIVAVAHA - 01
Просмотров 21 тыс.5 лет назад
Mivavaha ianao! Eny mivavaha ary aza mitsahatra Mivavaha! Aza manahy fa ny tompo anie, mihaino anao. Aza miroroa saina, fa MATOKIA... Hirariana indrindra amin'ny anaran'ny Tompo ny hitondran'izao hira fanakalazana an'Andriamanitra izao FANKAHEREZANA ho antsika rehetra mihaino. Miharena dia Miambena ! Mitafia fahendrena ! Mahareta dia Misisia ..
🎉🎉🎉🎉❤❤❤❤
mahafinaritra!!
Makasitraka tompoko, fa tsarabe na ny hira ,na ny fitafy.Deraina ny tompo💒💌💌💌🙏🙋
Tahin ny tompo daholo ee! 🎇💒💖😍🙏🙏😂
Waooo ! Amen makasitraka tompoko 💒💒💒💌💌💌😍🙏🙋
Makasitraka,fa sady tsara ny tonokira,no mendrika be ny fitafy,deraina ny tompo 💒💖💖💖🙏🙋
Makasitraka tompoko,tena mamy be ! Deraina ny tompo💒💌💌💌😂
Makasitraka tompoko ! Deraina ny tompo 💒💌💌💌🙏🙋
❤❤❤
Tsara fa mendrika harahina ny tonony. Mankasitraka tsy hanao adaladala. Allelouia
Tsara be ❤❤❤❤
Han'Andriamanitra irery anie ny voninahitra
Deraina ny Tompotsika ❤
Mankasitraka indrindra Tompoko Amen amen amen 🙏🙏🙏
Amen amen amen 🙏🙏🙏
Tiako ,eny mihaino vavaka Izy rehefa misisika ianao
Kanto loatra an❤
Mankasitraka chorale tompoko! mahafinaritra foana rehefa Midera Tompo!
Mankasitraka tompoko.
Mahafinaritra ny asa-tanan-dRavola, ny antoko mpihira koa manay mihira! Mankasitraka e
Mahafinaritra e Mahafinaritra ny tonokiran-dRavola. mipetrapetraka tsara! mankasitraka!
Mety tsy itovizantsika hevitra fa kosa tsy "ara-tsoratra masina" ilay famporisihana ao anaty tonkira hoe " misisia". Tantara maro ao @ soratra masina no manamarina fa tsy nankasitrahan'Andriamanitra izany.
tena tsara ny tonony sy fenony
Raha saraka Anao aho Tompo o Raha manalavitra anao izany foko Jesoa Dia mba tolory ahy ny hery Ahaizako ny hiverina aminao
tsara be ny tononkira... Mankasitraka
Mahatsiaro ny tao amine AFA taloha. Sady tiako be ito hira ito
Misaotra eee, ❤️❤️❤️❤️❤️❤️
Mankasitraka tompoko, tsara de tsara ny hira, mahereza ao am Tompo daholo🙏👍👍❤
Misaotra betsaka nampahery,na de aty antany lavitra ary
Tsar ai 😍😍😍
Makasitraka mafinaritra be😘😘
Tsara be! Mankasitraka tompoko!
Merci
Misaotra anareo tena tsara, tsara ny Tompo e!
Mampahery anareo mandrakariva @ asan'ny Tompo an
Mankasitraka Tompoko
Mankasitraka Mankahery ahy mafy ny hira
Ndryyii. Mampatsiahy n'y AFA taloha. Misaotra mamelombelona n'y fanahy.
Tiko be ny hiranareo, zah koa tia fikambanana fifohazana
Tena tsara a ! Sady tanora daholo nareo , t@ taona 80 NY tenako no nihira teo @ toeranareo teo , aza miala @ jesoa'
Tsara loatra!
Tsara loatra