- Видео 5
- Просмотров 62 997
FIONONANA PAUL HENRI
Добавлен 14 сен 2013
Видео
Manahirana Gasy two gass
Просмотров 11 тыс.10 лет назад
MAma Gasy two gass
Просмотров 49 тыс.10 лет назад
My Edited Video
Просмотров 1510 лет назад
J'ai créé cette vidéo à l'aide de l'application de montage de vidéos RUclips (ruclips.net/user/editor).
🇲🇬🕺❤️
Tena misaotr ranga?
Efa ela Marina izany ary fahatsiarovana ny 29 06 1947 ary za io tompony fanekena taloha sy amizao ary tana navarina 04 04 2005 andafy nasiko tosika iany n'a dia efa mankaleo ny olombelona amiko dia l'alambic tokoa nefa nasaoko nataondry le rony panao azy niala aminy lalany io tsapaiko ra mahay izany train manidina n'a dia ohatra iray iany aza mba😮 handreseko ny mipetraka aminio aty Europe aty dia ry ingénieur ohatra iany ny ahy satria io hira io dia voavaliko nalevina im 7 manfifitra olona tokoa nefa aminao ahoana no mamaly izany raha tsy masina sy Marina ny lazaina ny vava sy ny takatriny Saina sady efa bobongolo ny aty koa dia maro izy ireo no efa ela saingy misy sanina loatra ka tsy maints mametraka hafatra ho any misaine io vy Ray io sy fitanterana Ray io za irery iany fa ny maro aleo hanantena foana fa za aleo hiavaka aty sy any antanindrazana baiko hafa kely satria aty ingénieur no manao ny fitabterana maro isankarazany Fandresena no hapetraka ho hafatra ho any tsy mahalala ahy ary mandalo ny tenako aty no sady ilaiko vita.ny adintsaiko manokana jerez sa hanontanio aminy google hoe train manidina tsy misy elatra
Hafa iany zalah mama, tokoa litsy fa tsa lainga.
12/08/2022
Tiavo ny RENY raha mbola eo zareo a
Misaotra re zalahy 👍🙏🙏🌼🌼jtm maman 💗
Mankasitraka e🥰
Mahay mihira fa de tsaheno2 nareo 🇰🇼🇲🇬❤🌷
Tsara zan tonokira zan aaa. Sady. Ra, cousin ko mahay am'le. Figurant aaaa. Sur sur dôl ee. Big up !!
tiko be le hira
mankasitraka b
Tik b l hira
😍😍
Tohizo fa tsara e!! mahamanigna ny any a tanana dieha .gros bisous Hoan MAMA <3
Merci bc fa tsar clip
Ao tsar
mlay leka agnareo a! bg le mihira voaloany a
tsara be Li hira......
tiako Be 😍😍😍
hadalanizay vona managna mama ts hagnaja io
mlay io ar ten soa sy mev ar mendrika
mlay b gasy 2 gasy an
Tiko lotr Ty hira Ty😘😘jtm maman ❤️❤️😘😘
cc!!! marina mints aloh e! tsr b ilay hira
M'lay be ry Gasy two gasy a! Aza de atao ela loatra ny album fa za sasatra miandry! za aloha Manohana an'lisany Hatranihatrany! za aty tana fa Aviany am'tànana eh! tohizo ranga fa milay a! indrindra fa le hoe: MAMA
tsara de tsara