- Видео 13
- Просмотров 330 286
Ando Ando (hiragasy)
Добавлен 25 ноя 2015
Видео
Poopy-kanto ( HQ audio)
Просмотров 34 тыс.7 лет назад
Vao nahita anao nihelina nandalo aho Dia efa babonao noho ny antony tsy fantatra Tsy dia hoe noho ny endrikao Raha vao jerena nanaitra ahy Fa noho ireo fijerinao Fitsikinao tsy mankalao Vao nanomboka nahita anao, babo aho Fa misy hatsarana lalim-paka anatinao Izany angamba no lafatra Na dia tsy misy ny tanteraka Tena kanto ny hatsaranao Misaora ilay Nahary ianao Manana anjara amin'ny fiainana a...
Tsiaro - Poopy (HQ Audio)
Просмотров 131 тыс.7 лет назад
Refrain à 2:09 et 3:17 Poopy album "mifameno"
Na ny toniny na ny feony tsara daholo
À quelqu'un que j'ai fais connaissance il y peu de temps ❤❤❤❤
J aime totalement votre chanson .i like the music🎉🎉🎉🎉🎉❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤100. 4:23
Mampalahelo be mintsy ny hiandry Nefa tsara be❤❤❤❤❤😂😂😂😂😂😂😢😢😢😢😢0
Tiako be❤
🫶
Tiko fona ty hira ty ❤❤❤❤
😊
Tsara foana 🙏🙏🙏
Tiako foana ty hira ty❤❤❤
😢😢😢😢😢😢
la diva MALAGASY incontournable
❤
tena izany mihitsy , marina izany, efa ahtry ny ela ny fitiavana no ifandimbiasana sento sy tomany.
❤
Tena Kanto e
Dédicace à mon AndyHeryFylepetit❤❤❤❤❤❤❤❤ c'est toi
Merci à la personne qui m' fait découvrir cette chanson..j'éspère que t'es heureux maintenant, sans moi!
❤😂❤
Msotra ny mpamorona s n ilay mpihira fa Lanto lotra❤
Mankasitraka e, tena tiako ity hira ity 💖💖🥰
Tonony : Ny teny atsipinao Izay niniako tsy ho re Toa tsapako eto anio ny fahamarinany Ny tolotolotrao Tsy nahataitra hatramin’izay Dia fantatro eto anio ny lanjany Hatramin’izay Tsy nisy naha-rototra ahy Satria ianao teo foana teo anilako Nihevitra aho fa Na inona fitrangany eo Ianao efa napetraka ho ahy Nefa izao toa tampoka foana Nilaozanao aho tsy ankiteny Mipenipenina ny foko irery Fa tsy ianao vao fantany fa ilainy O! ny fisianao Tsy nohalaliniko hatrizay Satria nataoko ho efa izay ny làlana Ny mety ho hevitrao Tsy noheveriko satria Jambenan’ny fitiavan-tenako aho Nefa izao toa tampoka foana Nilaozanao aho tsy ankiteny Mipenipenina ny foko irery Fa tsy ianao vao fantany fa ilainy Ka mamelà ahy Raha misy fihetsiko indraindray Nampisy alahelo ao am-ponao ao Mamela ahy Henoy na tsy mendrika F’izaho tsy feno raha tsy eo ianao
❤❤❤
Tokony mba averin i Poopy daholo ny hirany en Anglais rehetra fa tsara an! Mampahatsiaro ny fahatanorana. Sa ahoana ozy nareo????
tena hoe voix du coeur e, ny tonony... ny feony....😍😍
Tsaroana avokoa ❤
tiko loatra 😍😍❤
Tsiaro tokoa...
Tsiaro 😢❤
Mamy fona ny mihaino an'ity hira ity indrindra rehefa lavitra ohatr'izao, 😔🥰 Nandao anay aloha ianao, anio izao ny tenanay no tsy ho anilanao ny fo sy saina mahatsiahy ny momba anao aza manadino anay tena tia anao...😘 Mars 2023
Tsara foana
tena latsaka ny ranomasoko
2023
Tsara lotra
Tsaroana s'y tadidy. Samy ho tafita n'y namana Tiana. TSARA 🙋♀️
😃
Fahatsiarovana ❤️
Tsy manadino. 🙋♀️🙏❤️
❤️
😘
❤️❤️❤️❤️
♥️♥️♥️
💓
♥╣[-_-]╠♥
Ny fo sy saina mahatsiahy ny momba anao 🕊 Aza manadino anay tena tia anao 🕊
Tsy mifanadino. N'y fo s'y n'y saina mahatsiahy hatrany. :-)
Tsy nanao adalana. Tsiaro. Mankasitraka 😘🎤
Tsaroana avokoa ireo teny nifanaovana tamin'ny namana. :-)
Tsara no nifanaovana. Mahatsiahy n'y fo s'y n'y saina Tia. :-)
Tadidy n'y faniriana n'y namana ho tafita. Tsy adino n'y atanorana. Mankasitraka 😘
Tsiaro tokoa