- Видео 48
- Просмотров 4 899 702
Nat Moozika
Добавлен 5 апр 2012
Good Vibes Mix Malagasy Volume 1 - Big mj / Ceasar / Mad max / Oladad
Good Vibes Mix Malagasy Volume 1
Tout les bons Sons Malgache de 2023
Big mj / Ceasar / Mad max / Oladad / Rootsman / Wendy Cathalina / Lianah / Skaiz / Rim-k / Wada & Yoongs / Mbtintsjmsh / Martiora Freedom aka Tioramar / Basta Lion
Tout les bons Sons Malgache de 2023
Big mj / Ceasar / Mad max / Oladad / Rootsman / Wendy Cathalina / Lianah / Skaiz / Rim-k / Wada & Yoongs / Mbtintsjmsh / Martiora Freedom aka Tioramar / Basta Lion
Просмотров: 4 266
Видео
Nuit De La Saint Sylvestre 2015 avec Akama Tarika & Dj Disson
Просмотров 5059 лет назад
Nuit De La Saint Sylvestre 2015 avec Akama Tarika & Dj Disson avec l'Assocation Ambohimalaza Aty Adafy facebook : ambohimalaza.atyandafy/?fref=ts
Anyah - Fantatro fa ( Acoustic Version - Rhayo Lumahee)
Просмотров 2,6 тыс.9 лет назад
Anyah - Fantatro fa ( Acoustic Version ) Rhayo Lumahee Ankafizo e!
Tselatra - Malahelo
Просмотров 175 тыс.10 лет назад
Tselatra - Malahelo Mozika mavesatra mlay ! ankafizo ary e!
Lolo sy ny Tariny - any alavidavitra any
Просмотров 221 тыс.11 лет назад
Lolo sy ny Tariny - any alavidavitra any vazo gasy tsara
North and Center - Miverena Ianao
Просмотров 25 тыс.11 лет назад
North and Center - Miverena Ianao Rap Malagasy
Samoela - Matrobe ( Album Manatosaka)
Просмотров 18 тыс.11 лет назад
Samoela - Matrobe ( Album Manatosaka)
Samoela - Tandimerina ( Album Bandy Akama)
Просмотров 12 тыс.11 лет назад
Samoela - Tandimerina ( Album Bandy Akama)
Big Jim Dah - Sedra ( Version Original)
Просмотров 220 тыс.11 лет назад
Big Jim Dah - Sedra ( Version Original)
Namako Ianao - Hery & Stan ( Pazzapa 3 )
Просмотров 350 тыс.12 лет назад
Namako Ianao - Hery & Stan ( Pazzapa 3 )
Janvier 2025 😂
Mbola misy mihaino ve 2024 sa efa hadino?
2024❤
Rien à dire ❤
❤fahiny hono
Ataoko haza lambo ze mbl miteny eo oe '' mbola misy mihaino ve 202* pr''
Souvenir 👊
Hira tamin'ny mbola kely, mbola haiko tsinjery foana hatramin'izao, décembre 2024 😂
❤❤
2024 🫶🏽
December 2024😅
MILAY SADY MAPIME
2024❤
Très belle composition, Merci !!!!
Tsy mety lany hamamiana tiko bee, mis lesona tsara koo, merci poopy 🎉🎉🎉❤❤❤❤❤❤ d mirarisoa fona 💝💝💝💝💝
2024 tena tiko be feony tosy
Oktobra 2024 fa tena Mbola mankafy Ts génération-ko fa d ankafiziko
Tamin’ny Terminal C1 tao am LJJR Rabearivelo Analakely 2007 🥹😍🥰😘👌
Efa lehibe sy efa aty antanin'olona ny tena vO tena mahatsiaro ny akanton'ny hira gasy 👌👌
😢😢nov 2024
A chaque fois que j'entends,mon cœur se fend 😢❤
Nanaoko tsy nanala na olona hitia a
Any ngamba misy e fa tsy za le tsain e😂❤❤❤❤
❤❤❤❤ tsy za le izy fa le vazo tiko e
😢😢😢😢ndriii by fahzazana
Mbola misy mihaino sy mankafy na dia efa 2024 aza izao.
Mbola mankafy ato e😅
2024❤
❤Za'ndray dia tiako ny hira milanto sady tsara 'lay duo.2924 isika zao fa tsy leo zaho.Merci
ary toa nofafaina ilay lyrics tato @ commentaire?
Octobre 2024, milay lisany
MBOLA MISY MIHAINO VE @ZAO 2024 ZAO
2024 mbola ato ô! 👍
ireo zanako ny nampalahelo ahy noho ny adalan'ny reniny nangataka hisaraka nefa olona niadana sy tsy nisy naha ory fa sodoka ny hafa tany nefa nidona taminy rindrina aty aoriana vao manenina hoe ndao hifamerina fa ampy ahy izay ... mafy ny netiko noho ny fitiavako ny zanako fa ampy ahy izay ny fiainako efa milamina izao ary ny ataoko dia izay ha tafita ny zanako ... ho anareo aty aoriana dia eritrereto tsara ny atao fa aza tia tena fa ny zanaka no mijaly
2024 mbola mihaino fona
Big UP Jim'da
tiako loatra ity hira ity. tian'ny Dadako koa izy io. feno dia feno ny voalazan'ny tonony. hoan'Andriamanitra irery ny voninahitra
18/septembre/2024 mama ilay hira ny tany nievina ( tsy my concerna anle génération tato ato arina ato zay ) ny foa ny gasikara atsizay mamy le avant 2000 dia bsx be an'izay avant 2000 rehetra eh🎉🎉🎉🎉😊😊😊
😢😢😢
Dify izy e fa havoana maro isa tsy hitahita no manakona azy Any ambadika any fa tsy tazana fa takona ny sisa navelany ho anay Dia tanindrazana efa ngazana migaina, karakaina tsy antenaina ! ha ! Dezaka anie Fa ho todiko raha toa tsy atositosik’olona a ! Lavitra anie Fa ho todiko ny lalana na tsy hitako ny aleha ! Na dia mafy aza e Hikipiako, tsy hatoriako sy hikirizako ary hamoizako izay tiako Fa raha sendra ka mandalo ny olona Zay toa vavana sy be monomonona Hivorivory sy hikononkonona Hitetik’ady sy mipaika vonona Dezaka anie Vao ho todiko raha toa tsy atositosik’olona a ! Dify izy e ... Dezaka anie ... Rehefa hita fa etsy aloha ny baolina a, Ento aho ray tongotro hanomoromorona Hanitsakitsaka, handia ny volana a, Hamirapiratra sy ho mamin’ny olona Faly aho leitsy Sendra namana sy tapaka hery be no indray nitana anah ka lasa aho Dezaka anie Fa ho todiko raha toa tsy atositosik’olona a ! Faly aho leitsy Sendra namana sy tapaka hery be no indray nitana anah...
mlay b foana e..
07/09/24 mbola eto fona eh efa plus de 20ans zay🎉🎉🎉
Tsaroanay tokoa izao Ny soa be noraisinay Tsy tapaka avy taminao Ry Andriananaharinay. Ny lasa hitodianay Dia mampiseho avokoa Ny tanam-pitiavana Nihahy sady nanasoa. Ka dia mba velomy re Aty anatinay ny fo Mahay misaotra Anao anie Ry Rainay be famindra-po --------
Tena narary be ny foko napihainoin’lay zanako anty hira ty,😢💔😥
DE LA MERDE ,,,,,,,,àààà SFOFIbGObnPFGHNsOJKGH<SGBKJ SGDF X< G<X£ HWML%HWM%LDW<H£ %WD £+HWD =HDFW£ DHWF HWDTFR HWDTHWDT H
😢😢
Zandry kely generation aty aoriana ah fa reveko. Enoko foana tam fahazazako fa zay vao aiko hoe an’izala zany.
tsara loatra ity hira ity. taloha ny mozika tena hafa mihitsy
septembre 2024🥰
Mifanojo Mifampijery fôna Ny maso tsika roa ah Tô tsy eno izay laizain Ny papianatra Fa variana tsika ah Mifanojo Mifampijery fôna Ny maso tsika roa ah Tô tsy eno izay laizain Ny papianatra Fa variana tsika ah Ray kilasy mantsy Tsika roa mifankaita Isa-nadro isa-nandro Tsy andry fôna Ny andro maraina Ahitana anao Ao andakilasy ah Ray kilasy mantsy Tsika roa mifankaita Isa-nadro isa-nandro Tsy andry fôna Ny andro maraina Ahitana anao Ao andakilasy ah .... Pont Tô tsy arako Ny dika lesona Mbola misy tsy voaray..iii Variana lôtra Ny mandinika anao Ka najary tsy nahay..iii Tô tsy arako Ny dika lesona Mbola misy tsy voaray..iii Variana lôtra Ny mandinika anao Ka nanjary tsy nahay ...iii Ray kilasy mantsy Tsika roa mifankaita Isa-nadro isa-nandro Tsy andry fôna Ny andro maraina Ahitana anao Ao andakilasy ah Ray kilasy mantsy Tsika roa mifankaita Isa-nadro isa-nandro Tsy andry fôna Ny andro maraina Ahitana anao Ao andakilasy ah Outro......
2024 mbol mieno fone eee